14/06/2026
📍 Tonga tsy ho ela eto Tana.
Traceur GPS 4G/2G 🗺️ anti-vol fiara 🚗 sy moto 🛵
💰 TSY LAFO sady efa misy carte SIM (1 an), tonga de mandeha tsy mila manao abonnement 🎁
(Isa voafetra hoan'ny zay tonga aloha ihany an ⚠️)
✨ Marque tsara :
* Matanjaka sady maharitra taona maro
* Misy fiarovana surtension hatranmin'ny 100V
* Tsy mandany (tsy atahorana hanimba batterie)
📋 Manarapenitra :
* CE Europe 👌
* RoHS
🔧 Caractéristiques :
* Positionnement satellite
* Mémoire 16 Mo: tsy very ny historique trajet na mandeha @ toerana tsisy reseau aza
* Batterie de secours 96h: afaka mandefa position 4 andro na misy manapaka aza fil
* Modulaire : afaka ampiana module manapaka moteur sy micro
* Mora afenina nefa mahazo reseau foana
* App Android tena mora ampiasaina📱
📩 MP pour réserve