Nyah

Website

Nyah �

Teny Kely ho azy amin'izao anniversaire any izao❤️Joyeux anniversaire Saholy de mba efa nomen'i Ony annao ihany ve le ta...
01/11/2026

Teny Kely ho azy amin'izao anniversaire any izao❤️
Joyeux anniversaire Saholy de mba efa nomen'i Ony annao ihany ve le taratasy tany amin'i Toavina?🫢🤔

Iza efa nahita de mba tsara ve? 🤔
30/10/2026

Iza efa nahita de mba tsara ve? 🤔

Sao de mba zay mahatonga ny vavakanao tsy mbola mivaly io fa miantona ao messagenao🫢
25/10/2026

Sao de mba zay mahatonga ny vavakanao tsy mbola mivaly io fa miantona ao messagenao🫢

Antitra vao be ny tanora🤣Iza daholy tia sy maharaka🥰
25/10/2026

Antitra vao be ny tanora🤣
Iza daholy tia sy maharaka🥰

Aza mba tratra ihany 😂
21/10/2026

Aza mba tratra ihany 😂

20/10/2026
19/10/2026

De raha tapatapaka amzao zany de izy ndray no omena tsiny? 🙄🥱

18/10/2026

Zäh taloha tena namorona mihitsy ny saiko hoe misy olona Kely de vary singany1 de ampy anazy😅😂
Nanamboarana trano boritra mihitsy taminzany de nasina fandrina kely tao anatiny🫢🥱
Tena hoe nieritreritra hoe misy olona kely tonha miditra ao anatin le trano namboarina😂🫢

❤️❤️🥰
18/10/2026

❤️❤️🥰

18/10/2026

Tena manao le mpitendry🥰
Misaondraondra .Tsara le fialamboly❤️

Address

Rabat
10000

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nyah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share