TsiArt

TsiArt Showing my best and my passion with crochet items ❤️

Tsy haiko ianareo na mba manontany koa hoe fa maninona i   no tsy mba manao article kelikely fa toa zavatra be hoatry ny...
02/09/2026

Tsy haiko ianareo na mba manontany koa hoe fa maninona i no tsy mba manao article kelikely fa toa zavatra be hoatry ny varatra daholo ity ataony 🫣🤣🤣
Fa zah anie ry zareo tsy zatra an'ity détails détails kely be dia be ity ehh 😅 zarako foana ho ngezangeza ny zavatra atao 🥰🥰 En tout cas, Merci pour cette commande ❤️

Ity indray aloha no naha somokotra anah tato dia zaraiko aminareo 🥰
Gaga kely aho hoe toa nitovy tamin'ilay logo ilay couleur 😋

👉 Personnalisable
👉 Disponible sur commande






📷 🌸

Ity   ity indray no entina mirary soa antsika amin'izao herinandro vaovao izao 🥰Efa somary elaela izy ity no vita fa iza...
30/08/2026

Ity ity indray no entina mirary soa antsika amin'izao herinandro vaovao izao 🥰

Efa somary elaela izy ity no vita fa izay vao navoakako 😅 na dia efa miha mifarana ary ny période de vacances dia tsy midika izany fa mifarana ny fanamboarana akanjo maivana vita amin'ny fil coton local 🥰🥰 mbola mitohy hatrany isika satria mety amin'ny vanin'andro rehetra ny article en crochet. Noho izany dia aza misalasala mandefa hafatra eto amin'ny page na ao amin'ny compte perso 📩

Misaotra manokana tamin'ny fahatokisana dia mirary soa ❤️






📷 en crochet 🩷

Alindalina kely indray ohh 🥰Jerena kelikely hoa fa ny miodikodina amin'io diamètre io mahafanina 😆 asiany an'ilay nihoat...
22/08/2026

Alindalina kely indray ohh 🥰

Jerena kelikely hoa fa ny miodikodina amin'io diamètre io mahafanina 😆 asiany an'ilay nihoatra de averina ,, izy indray no leo angamba vahavahako isaky ny mihetsika fa izaho tsy hanaiky mihintsy raha tsy amin'ilay tiako ☺️😄





📷 Noir&Beige ✨

Pas de deadline, on poste quand on veut 🥰 Ity zareo ny satroka vitako voalohany anh 🥹😍 hatramin'izay nanaovako crochet d...
19/08/2026

Pas de deadline, on poste quand on veut 🥰

Ity zareo ny satroka vitako voalohany anh 🥹😍 hatramin'izay nanaovako crochet dia tsy nieritreritra ny mba hanao satroka izany aho fa nahavita ihany ny farany ✨ Merci à celle qui m'a poussée à le faire 🥰😘 Franchement, je ne savais même pas par quoi commencer 😂😂 mais je l'ai fait... vous allez dire que faire un chapeau est probablement facile, oui facile pour ceux qui regardent mais cela prend de temps, de l'énergie et parfois cela casse la tête 😅😂
Je devrais essayer de concevoir d'autres modèles 😋🫶





📷 🩷

Weekend hoe ? 🥰 Izay aho vao hoe nahatsapa hoe tena weekend ara-bakiteny 🫣😂 mba haka aina kely satria hoe vita ity modèl...
15/08/2026

Weekend hoe ? 🥰
Izay aho vao hoe nahatsapa hoe tena weekend ara-bakiteny 🫣😂 mba haka aina kely satria hoe vita ity modèle vaovao ity 🥰😍
Satria moa izany izaho ihany no nasain'ny cliente nisafidy ny loko hanaovana azy dia nanova loko kely indray fa sao lazainareo fa saina mavokely eo 😜😂 fa raha i no hanontanianareo dia hainy tsara ny loko tiako 😋
Tsy ho lava teny fa ity indray ary i ehh , saumon ny lokony anh dia taille S izy ✨ Efa lasa izy ity fa raha mahafinaritra anareo dia afaka atao arak'izay hitiavanareo azy 🥰
Mbola afaka mandray commande vitsivitsy aho , mp directe sur la page ou sur mon compte perso 📩






📷 - Taille S - Saumon 🧡

Helloooooooo 🥰Saika adinoko tao anie ry zareo no namoaka an'ity   manitra kely ity ehh 🙈 Soa ihany namadibadika galerie ...
10/08/2026

Helloooooooo 🥰
Saika adinoko tao anie ry zareo no namoaka an'ity manitra kely ity ehh 🙈
Soa ihany namadibadika galerie de tadidy tampoka hoe mila aseho anareo ilay izy.

Zistoara kely😜, avant tout aloha anh, dia merci an'i , elle m'a confiée ce projet 🥰 satria moa izany articles roa samihafa no commande azony dia nomeny ahy ny iray satria antomotra loatra ny fotoana nilaivana an'ilay zavatra ⌛ une semaine no nanananay niketrahana an'ireo. Tena hoe manararaotra mandray vy foana isaky ny misy fotoana malalaka satria jerena kelikely ilay asa fa mandany saina sy sandry ny mitolona aminy 🫣
Fa mbola zistoara hafa koa anie ry reto ilay manenjika couleur ao amin'i La Cotonnière ehh 🤣🤣 Mandeha be ny tsenan-dry zareo dia enjikenjika be koa ny fanjifana fil 🧶,,

Ny ady farany amin'izy ity dia ny fiandrasana ny retour-client 📩 Nahomby ve ny tetika, nipetraka tsara ve ilay akanjo , tiany ve sa nanao akoryyy 🤣🤣 oh lalaaaaa , mihaiky aho izay
Mbola ambangovangony ireo fa tiana zaraina aminareo fotsiny ny endurance anatin'ity raha nidiranay ity 🥹
Tsy ahoanay loatra nefa izany rehetra izany rehefa vita soaman-tsara ilay projet 🥰🥰

📩 Prise de commande possible, mp sur la page ou sur mon compte perso ☺️





📷 My first 🩷

Iza avy ilay maman mitsiriritra an'ity "Star Cocoon" ity ato 🥰Na dia efa hafana aza ny andro dia mety foana ho an'ny zaz...
04/08/2026

Iza avy ilay maman mitsiriritra an'ity "Star Cocoon" ity ato 🥰
Na dia efa hafana aza ny andro dia mety foana ho an'ny zazah anie ilay izy ehh ✨🩷

Aza misalasala mandefa commande ary 📩
- Afaka misafidy loko izay tianao 🧶
- Refy tianao ho an'i zazah 😍





📷 Pin. star cocoon ✨

04/08/2026

Cela faisait longtemps non ? 🥹🥰 ravie de réapparaître sur vos écrans ..

Ianareo koa ve na mbola be atao be ary ka misy appro vaovao tonga de faly sy maika foana hanao ? 😋🥰



Bonjour après des jours où l'on n'a pas pu poster 🥰C'est en emballant que la prise de photo m'est venue en tête 🫣🤣 comme...
03/07/2026

Bonjour après des jours où l'on n'a pas pu poster 🥰

C'est en emballant que la prise de photo m'est venue en tête 🫣🤣 comme il était si difficile de le mettre dans le sachet, j'ai quand même décidée de prendre une photo mais cette fois ci, il est deja dans l'emballage 📦😅 J'espère que vous saurez de quoi il s'agit 🥰

Concernant ce JVR 💛💚❤️, le temps de travail a été long , il m'a fallu aussi coudre les bords, l'assemblage était l'étape la plus cruciale mais on l'a fait 🥰🥰 J'espère qu'il va plaire à tonton. Merci beaucoup beaucoup ❤️

POV : Deuxième vol de ma création pour la France ✈️✈️🗼

📩 Prise de commande possible






📷 🥰 en attente d'une photo officielle

03/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tiah Elodie, Olivine Raveloarinosy, Anjara Fahasoavana Mbolatiana Rambeloson, Elisetah Patiennah

Address

Ambohimiarina
Alakamisy
TANÀ102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TsiArt posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share