Chez Ma'Sah

Chez Ma'Sah 🇲🇬✨ Élégance à petit prix ✨🇲🇬
👗 Des vêtements tendance & accessoires chic
💫 Parce que votre style mérite de sortir du lot
📩 Contactez-nous en message privé

12/08/2026

Mankasitraka anareo rehetra dia abonneo hatrany ny page an 🥰 henoy ny téléphone vendredi 🛻
bisous mes followers et bonne nuit 🌟

12/08/2026

🔥 LIVE LIQUIDATION 🔥
MINI DRESS PREMIUM 👗
disponible taille XS,S,M,L,XL
JP+CODE+CONTACT ET LIEU EN MP
PRIX TOUT EST À 5000AR
Nb : aoka izay matotra ihany no manao jp tompoko
Livraison a partir 3000ar

07/08/2026

Live pull stylé à 12h:30
Live mini robe mifangaro à 17h
❌ izay manao jp wera2 publieko eto 😆❌
abonneo ny page

03/08/2026

Live mixte à partir 1000ar et pas plus de 5000ar
Partageo + ❤️❤️❤️ n'y live
Asîtsika cadeaux bdb eto
Jp+code+lieu+contact en mp
Tsy asiana jp werawera

Volana vaovao indray natao hitomboana hery sy fahasalamana hatrany 🤗ohatran'ny tsy dia henoheno isika tato ho ato e ? In...
02/08/2026

Volana vaovao indray natao hitomboana hery sy fahasalamana hatrany 🤗
ohatran'ny tsy dia henoheno isika tato ho ato e ?
Inona ny vaovao anareo ?
andao asitsika live fizarana entana mafapana kely faraparany rahariva ary alohan'ny atongavan'ny arrivage manitra be ( articles de vacances 👗👙👚 )

rariva ny fotoana ary e 🥰 omano ny méga fa asitsika cadeaux plus de 10 eo rahariva na ho an'ny mpivarotra maka maro na ianareo ampiasa

bisous mes fans 😘

Mankasitraka anareo rehetra nanohana tompoko 🙏🏼❤izao vao makaina kely nanomana ny entanareo 🥰😆aza miala alavitra fa asia...
29/07/2026

Mankasitraka anareo rehetra nanohana tompoko 🙏🏼❤
izao vao makaina kely nanomana ny entanareo 🥰😆
aza miala alavitra fa asiatsika live fizarana foana eto isan'andro
👉🏻 abonné-o hatrany ny pejy 👈🏻

29/07/2026

Tapaka2 fa asio réaction dia miakatra ny coms
Live mixte à partir 2000ar et pas plus de 22000ar
Partageo ny live

29/07/2026

Live mixte
À partir 0ar
Live destockage fizarana be
Pull 5000ar
Combi jean pas plus de 25000ar
Drap sans
Asio ♥️♥️ny live Dia asao ny namana anafaka live

✨ Pull Femme Stylé – Qualité Premium ✨Envie d'un pull tendance, confortable et de très bonne qualité ? C'est le moment d...
23/07/2026

✨ Pull Femme Stylé – Qualité Premium ✨

Envie d'un pull tendance, confortable et de très bonne qualité ? C'est le moment d'en profiter !👕👚💥

💰 Prix unique : 6 000 Ar
📏 Tailles disponibles : XS, S, M, ML et L 🧶 Matière élastique, agréable à porter et s'adapte parfaitement à votre silhouette. 📦 Disponible en b***e 😉
🚚 Livraison partout à Madagascar

Stock limité, réservez vite le vôtre avant la rupture !

Talata indray ny andro dia faly izahay eto @ pejy mirary anareo rehetra mpanaraka ato 🙏🏼Abonné-o hatrany ny pejy fa na d...
14/07/2026

Talata indray ny andro dia faly izahay eto @ pejy mirary anareo rehetra mpanaraka ato 🙏🏼
Abonné-o hatrany ny pejy fa na dia ratsiratsy ary ny réseaux tato ho ato dia mbola eto foana izahay vonona hanome ny tsara ho anareo 🥰

Misaotra an'izay manohana sy mi-comprendre anay foana satria indraindray misy fahatarana kely 😊

Rehefa milamina ny réseaux dia averitsika ilay live fizarana tompoko 🤝

🎀 HAVE A NICE DAY ALL 🎀

Address

Alasora

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Ma'Sah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share