Vilagny Be Diego

Vilagny Be Diego Mini-resto : Plat local et soupe

02/10/2025

bonjour, nous sommes fermés jusqu'à nouvelle suite à une évacuation sanitaire de mon frère.
Sady Mbola tsy mandray commande Samos na pakopako.
Merci de votre compréhension

21/07/2025

Afaka magnano commande sambos na pâte ny sambos aminay ato anarô

Izahay ato dia je mandray commande pâte sambos 200ar pièce et sambos 500ariary par pièce
21/07/2025

Izahay ato dia je mandray commande pâte sambos 200ar pièce et sambos 500ariary par pièce

Atsika jiaby eto Diego-Suarez, mahafaly zahay ato amin'ny gargote VILAGNY BE manambara ny fisokafanay amin'i mercredi 09...
05/07/2025

Atsika jiaby eto Diego-Suarez, mahafaly zahay ato amin'ny gargote VILAGNY BE manambara ny fisokafanay amin'i mercredi 09 juillet hoavy io retry 6h30 maraindraigny.
Mavia atsika magnadragna chirondraha ao ndraiky ambiance amin'ny place nay ato.
Izahay dia magnano resaka: La soupe, misao, sakafo malagasy, sakafo marandraigny, tonotono,glace...
MISY DÉGUSTATION AMIN'NY OUVERTURE IO GRATUIT
Adresse: amin'ny espace Coco feno en face la poste à la star na ambadiky Beauté by Lily.
Tel: 0326297536



Bandoulière tsara sady mora 😍😍  Prix  30000 ar Alefaso ny commande fa efa akaiky ny St Valentin Manao livraison Ambanja ...
25/01/2023

Bandoulière tsara sady mora 😍😍
Prix 30000 ar
Alefaso ny commande fa efa akaiky ny St Valentin
Manao livraison Ambanja , Nosy Be ... Afaka mifandamina ho an'ny faritra hafa

Allô atsika agnamboatra fa tsy ijotso prix nazy io
16/03/2022

Allô atsika agnamboatra fa tsy ijotso prix nazy io

Ho anareo eto : ANTALAHA , SAMBAVA, AMBILOBE
⭕Tonga fampianarana savony ⭕
🔺 Garantie 100% fa tsy maitsy mahay aorinaniny fampianarana Ary tsy maitsy mahay vao misaraka 🔺
⭕PRATIQUE 95% -THEORIE 5% efa vita Boky⭕
✨Afaka misoratra anarana ianareo izay hianatra satria mety voafetra toerana
✨ MAMPIAVAKA FAMPIANARANA ✨
👉Manoro secret savony :mampateza azy ,Mampandrofo,mampafy , charge isankarazany sns
👉Manoro fomba famoronana formule mb ho hafahina mifaninana sy mamorona qualité izay ilainy mpanjifa
👉Manoro fampiasana produits chimiques rehetra tokony ilaina savony
👉Atoro anao fifidianana produits chimiques rehetra eto Madagascar Ary fitaovana rehetra ilaina famoronana
👉Manoro INS sy IODE Ary taratasy ilaina rehetra raha te ho lasa mpandraharaha savony Ary birao tokony aleha rehetra
🔺Mp raha Liana Naha 034 35 445 88 -032 52 222 92

26/03/2021

Mbola tsara

Address

RJ Bezara
Ambanja
201

Telephone

+261326297536

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vilagny Be Diego posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vilagny Be Diego:

Share