Mi'haingo

Mi'haingo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi'haingo, Avaradrova, Ambatondrazaka.

☝️ ASIANA VINAIGRE IRAY SARONY ILAY RANO FARANY HANAKOBANANA LOHA INY ☝️Coucou 👋Iza no efa mpanao azy io ❓Ny ahy ataoko ...
11/04/2026

☝️ ASIANA VINAIGRE IRAY SARONY ILAY RANO FARANY HANAKOBANANA LOHA INY ☝️

Coucou 👋

Iza no efa mpanao azy io ❓

Ny ahy ataoko anaty rano izay zinga ny vinaigre iray sarony ☺️

Voka-tsoa :

✅Mangirana ny volo

✅ Maivamaivana kokoa

✅ Miala ny anga-drano

✅ Tsy tian'ny biby kely toy ny hao

Andramo anie e ☺️

❣️ Koa dia mirary soa hatrany 💋

✍️ 𝑀𝐼𝒮𝒮 𝐼𝒮 𝒷𝓎 𝒞.



✨ ANDRIAMANITRA dia manana ny fotoanany tsara indrindra amin' ny planiny ho an' ny fiainantsika tsirairay avy. Indraindr...
09/04/2026

✨ ANDRIAMANITRA dia manana ny fotoanany tsara indrindra amin' ny planiny ho an' ny fiainantsika tsirairay avy.

Indraindray isika mahita ny hafa tahiana be dia latsaka anaty fahakiviana hoe voadingany

Tadidio anefa fa tsy ny hafa no mari-drefin' ny fiainanao fa ny créatures tsirairay avy dia samy manana ny làlany araka ny tian' Andriamanitra ho azy

🙌 Tsy azo ampitahaina akory amin' ny an' ny hafa ny fiainanao, na ahoana fiainany na ahoana satria tsy misy olona mitovy mission tanteraka izany

Ity fahatsapana ity matetika Tonga amintsika hoe EFA taraiky angamba aho fa toa tsy Hita ihany izay eo , na koa hoe EFA lehibe raha hanao zavatra iray

🙌 Hi-raté na zavatra bediabe ity satria lasa mandeha amin' ny isa sy ny zavatra hita isika fa tsy amin' ny programan' Andriamanitra intsony

✨ Ohatra izao hoe : misy olona mbola kely dia EFA mitondra impact sahady amin' ny zavatra iray ( amin' ny domaine nao ohatra ) dia mahita an' iny ianao dia hiteny hoe EFA taraiky aho fa tsy natao ho Ahy intsony ity toerana ity

✨ Misy fotoana tompoko ary tsy mitovy mihitsy n'y fomba fiantson' Andriamanitra ny tsirairay avy na samy any amin' ny domaine mitovy aza satria misy zavatra hanananao tsy hananan' ny hafa mihitsy ary misy zavatra hananan' ny hafa tsy hanananao mihitsy ary izay mihitsy ilay fahendren' Andriamanitra

🙌 Izay no antony tsy hampitahaina fiainana amin' ny hafa satria ny anjaranao tsy ho an' ny hafa izany ary ny an' ny hafa tsy ho anao mihitsy

🙌 Ao amin' Andriamanitra tsy misy hoe taraiky izany vao tafiditra amin' ny programany fa matoa ianao mahatsiaro hoe taraiky izany nijery ny hafa ianao izay ary nataonao mari-drefy ny fiainany ( dia manamboatra iny toe-po iny aloha Izy )
Tsy misy hoe calendrier manokana fa ny takiana amintsika fotsiny dia fankatoavana, fankasitrahana, fifanintsiana .

✨ Mbola afaka ny ampisain' i Tompo ianao amin' io taonanao io Raha izay ilay antsonao , mbola afaka hahomby ianao amin' io domaine anao io fa tsy taraiky izany ary mbola

🚨⚠️OMEO LAMOSINA NY LASA ‼️🔹 1. AVELAO HO LASA IZAY LASA🚶‍♂️➤ Aza mitondra enta-mavesatra isan’andro 🎒➤ Ny lasa dia leso...
28/03/2026

🚨⚠️OMEO LAMOSINA NY LASA ‼️

🔹 1. AVELAO HO LASA IZAY LASA🚶‍♂️

➤ Aza mitondra enta-mavesatra isan’andro 🎒
➤ Ny lasa dia lesona 📘, fa tsy fatorana ⛓️

🔹 2. TSY MISY OLONA TSY MANANA LASA IZANY 👥

➤ Ataovy an-tsaina foana hoe samy nanao lesoka ny olona rehetra 💭
➤ Ny fahadisoana dia ampahany amin’ny fiainana tsy maintsy mandalo eo avokoa ⚠️➡️📈

🔹 3. AZA ATAO SAKANA NY LASA 🚧

➤ Aza avela hanakana anao tsy handroso ireo lasa ratsy ❌➡️🚶‍♂️
➤ Ataovy tohatra hiakarana 🪜, fa tsy rindrina manakana 🧱

🔹 4. AZA AVELA HITSARA ANAO NY LASA ⚖️

➤ Tsy ny lasa no mamaritra anao 🙅‍♂️
➤ Ny safidinao ankehitriny no manova ny ho avy ka aza manaiky ho resy 🔄✨

🔹 5. RAHA SAMY MANANA LASA , DIA SAMY MANANA HO AVY IHANY KOA 🌅

➤ Raha mbola miaina ianao, mbola misy fanantenana ❤️
➤ Mbola afaka miova sy mandroso foana 🔥

🔹 6. MIANARA MAMELA-TENA 🤍

➤ Aza manasazy tena amin’ny lasa 😔
➤ Ny famelan-keloka ataonao amin'ny tenanao dia efa fandresena sahady 💯

🔹 7. RAISO NY LESONA DIA AVELAO NY RATRA 📘💔➡️💡

➤ Ny traikefa no manabe anao 🎓
➤ Aza mitondra ny fanaintainana mandrakizay 🚫

➤ Aza variana amin’ny lasa efa tsy hiverina intsony ❌

🔸🔸🔸🔸🔸Isaia 43 : 18 - 19🔸🔸🔸🔸🔸
✨Aza mahatsiaro ny lasa, na misaina ny taloha. Indro, Izaho efa hanao zava-baovao, koa ankehitriny dia efa miposaka izany; Tsy hahalala izany va ianareo? Eny, any an'efitra no hanaovako làlana ary any amin'ny tany lao no hasiako ony✨

🔰PARTAGEO MAX 🙏

ARRIVAGE 💥Melamine en carton 🍴🍽⚡Aza tara fa vitsy de vitsy ny ato an😀Mandefasa hafatra miafina na antsoy ny laharana 034...
06/07/2024

ARRIVAGE
💥Melamine en carton 🍴🍽⚡
Aza tara fa vitsy de vitsy ny ato an😀
Mandefasa hafatra miafina na antsoy ny laharana 0346131697

Address

Avaradrova
Ambatondrazaka

Opening Hours

01:00 - 00:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'haingo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share