E-zarasoa

E-zarasoa Manao asa rehetra momban'ny croché... Manomboka amin'ny akanjo ; nappe de table ; couvre lit ; sns

Salama daholo. Manana reny akoho 16 eo aho, ary rainy lahy 8 miaraka amin'ny vatony sy zanany izy ireo izao eo amin'ny z...
04/06/2022

Salama daholo.
Manana reny akoho 16 eo aho, ary rainy lahy 8 miaraka amin'ny vatony sy zanany izy ireo izao eo amin'ny zato (100) mahery. Tsy nanana eritreritra ny hivelona tanteraka amin'ny fiompiana akoho aho izahay mivady hatramin'izay fa natao ho fahafinaretana sy fihinana ary fialambolin'ny vadiko izany. Izy moa mampiady. Mihinana roa eo izahay isan-kerinadro misy fotoana aza leo. Iray volana teo dia nisy fiofanana momban'ny fiompiana akoho gasy narahiko ka nitsirin'ny eritreritra ny hiompy mba hanampy ny fidiram-bola mba hampihena ny dépense ato an-trano, natao tokoa mantsy ny kajy ka mahalany katsaka eo 50kg (Ar65000), Sémoule 20kg (Ar26000), Provende 10kg (Ar36000), kajy tsotsotra ireo miampy ny légumes sy ny fanafody ary ny dépenses maijinijinika feno Ar200000 eo ny fandanina amin'ireo akoho ireo fotsiny.
ary ny hevitra fa hijery reny akoho gasy tena gasy folo(10) hanatsara io seha-pihariana io.
tanjona dia ny hamokatra akoho kely (herinandro), dimapolo isa (50) isaky ny Telo (3) volana hamidy. Ary dimy amby roapolo (25) hamidy vatony, ary dimy amby roapolo (25) ho solon'ireo reniny folo afaka enin-bolana.
enim-bolana (6) izany izahay manana:
- reny akoho: dimapolo (50)
- rain'akoho: folo (10)
- vatony: dimapolo (50)
Mahavelo-tena sy manampy anay ara-bola.
Araky izany dia mampiditra Ar1000000 eo ity ao anatin'ny enim-bolana. Hialan'ny dépense Ar600000 manana Ar400000 izahay manampy ny fidiram-bola isa-telo volana
. Amin'ny akoho 100

04/06/2022

Faly miharahaba antsika rehetra. Hiverina hanao publication eto amin'ny page isika. Tsy hilona amin'ny efa nahafantaranareo azy hatramin'izay anefa fa hanitatra kely amin'ny zavatra hafa nozaraina. Ifotorana ny anaran'ny groupe dia ny ifampizarana ny soa sy ny tsara. Hihiditra amin'ny fanodinana vokatra ihany koa isika (produit locaux: légumes sy hena sy ny sisa) manao antso avo amitsika izay vonona ny hiara-hiasa amin'izany. Mandefasa mp raha mila fanazavana fanampiany, na miantso ny laharana eo pejy.
N.b: miagoavana hatrany ny tanjona satria mivoatra ny fiainana.

03/10/2018
KAY E! Raha sakafo apetissante... Azonay tanterahana hoanao...
12/09/2018

KAY E! Raha sakafo apetissante... Azonay tanterahana hoanao...

Vitsy mpanana ity kanto iray Ity... I love knitting... Tontonsainay hoanao amin'ny vidiny mirary...
04/09/2018

Vitsy mpanana ity kanto iray Ity...
I love knitting... Tontonsainay hoanao amin'ny vidiny mirary...

Miarahaba antsika. 🙏=>I love crochet ... Mahasarika ny maso ny hakanton'ity haingo iray Ity... Tontosainay ny hakanton'n...
02/09/2018

Miarahaba antsika. 🙏=>I love crochet ... Mahasarika ny maso ny hakanton'ity haingo iray Ity... Tontosainay ny hakanton'ny ao an-tranonao

Maro ny asa azo hanaingona ny tanana sy trano hahafinaritra ny maso. Ny e-zarasoa dia tsy mitsahatra mikaroka sy mamoron...
01/09/2018

Maro ny asa azo hanaingona ny tanana sy trano hahafinaritra ny maso. Ny e-zarasoa dia tsy mitsahatra mikaroka sy mamorona izany amin'ny alalan'ny asa tanana ''crochet'' toy ity plante artificiel Ity.
Manasa anao hanao ny commande amin'ny alalan'ny mp na miantso ny 032 47 811 47 | 033 24 399 35 => 🙏 I love crochet , thanks

I love crochet. Tsara raha samy as a Tanana...
01/09/2018

I love crochet. Tsara raha samy as a Tanana...

Address

IVL 106
Ambohimanarina
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

0324381147

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-zarasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share