12/07/2026
π’ FIANARANA FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE β HO AN'NY VAO MANOMBOKA
Te hianatra hanafatra entana avy any Chine nefa tsy mahalala hoe aiza no hanombohana?
Ity fiofanana ity dia natao indrindra ho an'ireo mbola tsy mahay. Hianatra tsikelikely ianao, manomboka amin'ny fanokafana kaonty ka hatramin'ny fahatongavan'ny entana eto Madagasikara.
Ireto no hianarana anaty Salle sy mampiavaka (1688, Taobao, Pinduoduo, Tmall) samy ahitana tombontsoa ireo
π Hianaranao :
β
Inona no atao hoe fanafarana entana avy any Chine?
β
Ahoana ny fomba hanafarana entana tsikelikely, na dia vao manomboka aza.
β
Fomba fitadiavana fournisseur azo antoka.
β
Fomba hifidianana entana tsara kalitao amin'ny vidiny mora.
β
Fanokafana kaonty amin'ny 1688, Taobao ary Pinduoduo.
β
Fomba fandoavana ny entana.
β
Fomba fandefasana entana hatrany Madagasikara.
β
Torohevitra hisorohana ny hosoka sy ny fahaverezan'ny vola.
β
Fanampiana sy valin-teny mandritra ny fiofanana.
π
Fidirana: Sabotsy 08 AoΓ»t 2026
π Ambohimanarina π 8:30 β 12:00 (25 000 Ar)
π Ambohimanarinaπ 14:00 - 16:30 (25 000 Ar)
π En ligne : 15 000 Ar
π‘ Raisina foana ianao na dia tara aza.
π° Tsy voatery hampiasa vola be vao afaka manafatra entana. Hatoronay ny fomba hanombohana amin'ny tetibola mifanaraka aminao.
π― Ataovy fahafahanao izao hianarana teknika afaka hanampy anao hanomboka na hampivelatra ny varotrao.
π Toerana voafetra, misorata anarana dieny izao!
βοΈ NB : Mandefa contact mialoha izay hanatrika fiofanana ary afaka mandray izay te hanafatra entana ihany koa.
π Γ domicile : avance 10 000 Ar obligatoire.
π Efa manakaiky ny volana Desambra tokony efa mahaleontena manafatra entana @ izay ianao π
π Misaotra anareo izay efa tonga nanatrika ary faly koa izahay fa misy mpianatra en ligne mora taminy fampianarana.