Christian Vibes Mdg

Christian Vibes Mdg “Christian design, a positive message everywhere” ✅

Tantarao anay hoe itony mioa ilay mampaninona???Asao koa ny namana haneho ny heviny
21/08/2026

Tantarao anay hoe itony mioa ilay mampaninona???
Asao koa ny namana haneho ny heviny

🔥 ARRIVAGE VAOVAO 🔥💰 3.000 Ar / pièce ihany 😍✅ Tsy mora miofo💧 Mahazaka rano🔥 Mahazaka hafanana🚗 Ho an’ny fiara sy ny mo...
19/08/2026

🔥 ARRIVAGE VAOVAO 🔥

💰 3.000 Ar / pièce ihany 😍

✅ Tsy mora miofo
💧 Mahazaka rano
🔥 Mahazaka hafanana
🚗 Ho an’ny fiara sy ny moto 🏍️
✨ Tsara kalitao ary miavaka

⏳ Araraoty sao tara, fa mety ho lany haingana ny stock!

📞 Commande : 038 38 380 03
📩 Na mandefasa MP
LIVRAISON MANERANA AN’I MADAGASIKARA

Christian Vibes MDG
✨ POSITIVE MIND EVERYWHERE ✨

🎒📚 FITAOVAN’NY MPIANATRA — SPECIAL GOURDE 💧✨Amin’izao fidiran’ny mpianatra izao, ataovy miavaka ny fitaovan’ny zanakao! ...
16/08/2026

🎒📚 FITAOVAN’NY MPIANATRA — SPECIAL GOURDE 💧✨

Amin’izao fidiran’ny mpianatra izao, ataovy miavaka ny fitaovan’ny zanakao! Asio anarana hoavahany amin’ny an’ny namany😍

🥤 SPECIAL GOURDE : 5.000 Ar fotsiny ny anarana !

✅ Tsy miofo
✅ Mahazaka sasana
✅ Tsy mora miala
✅ Miraikitra tsara
✅ Miavaka sy manokana
✅ Afaka atao sary izay tianao

💛 Christian Vibes MDG
✨ Positive Mind Everywhere

📩 Commande & personnalisation amin’ny MP.

Soraty hoe « GOURDE » dia alefanay aminao ny information fanampiny

🔥 AUTOCOLLANT SPÉCIAL LUFFY 🏴‍☠️✨ Donnez du style à votre téléphone, moto, casque ou tout autre support avec notre autoc...
12/08/2026

🔥 AUTOCOLLANT SPÉCIAL LUFFY 🏴‍☠️

✨ Donnez du style à votre téléphone, moto, casque ou tout autre support avec notre autocollant spécial LUFFY !

💰 Prix : 3️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar / pièce

📍 Récupération sur RDV à Analakely
🚚 Livraison disponible partout à Madagascar 🇲🇬

📩 Commandez dès maintenant en MP ❤️

☑️Paoziko manazava am’le Client hoe tsy moramora anie ny manavaka sy mandamina ny entanao fa aza dia miady varotra be mo...
10/08/2026

☑️Paoziko manazava am’le Client hoe tsy moramora anie ny manavaka sy mandamina ny entanao fa aza dia miady varotra be moa e🙏🤣

Mbola dispo de suite ny Autocollants antsika a
MP micommande malaky ♥️

🏍️ PROMO AUTOCOLLANT MOTO 🔥Ataovy miavaka ny moto-nao amin’ny autocollant haut de gamme.💰 3.000 Ar / pièce✅ Mahazaka ran...
06/08/2026

🏍️ PROMO AUTOCOLLANT MOTO 🔥
Ataovy miavaka ny moto-nao amin’ny autocollant haut de gamme.
💰 3.000 Ar / pièce
✅ Mahazaka rano sy hafanana
✅ Tsy mora kika
📩 Commande ao amin’ny MP
🚚 Manao livraison manerana an’i Madagasikara

📞 Christian Vibes MDG : 038 38 38 003

📍 Revendeur officiel :
Moramanga : 034 18 303 76
Antsirabe : 034 02 328 29

✨ NOUVEAUTÉ chez CHRISTIAN VIBES MDG ✨🎉 Sublimez vos événements avec nos autocollants de sol personnalisés ! 🥳💍🎂Mariage,...
31/07/2026

✨ NOUVEAUTÉ chez CHRISTIAN VIBES MDG ✨

🎉 Sublimez vos événements avec nos autocollants de sol personnalisés ! 🥳💍🎂

Mariage, anniversaire, fête, cérémonie ou tout autre événement… apportez une touche unique et originale à votre décoration ✨

📩 N’hésitez plus, commandez dès maintenant en message privé sur Christian Vibes MDG !

📞 Appel : 038 38 38 003
💬 WhatsApp : 034 69 492 18
🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

✨ CHRISTIAN VIBES MDG
💭 POSITIVE MIND EVERYWHERE

24/07/2026

Androany Sabotsy sisa ny fotoana ety amin’ny Palais ry zareo a

Miandry anareo ety izahay an♥️♥️

Nareo koa ve efa nandalo teny amin’ny Foire des motos 3 eme edition?Tongava fa sady misy promotion be eny afaka mandray ...
23/07/2026

Nareo koa ve efa nandalo teny amin’ny Foire des motos 3 eme edition?

Tongava fa sady misy promotion be eny afaka mandray mivantana ny commande nao koa izahay

22/07/2026

J-1 Foire des motos 3eme Edition

JOUR DE PREPARATION
Christian Vibes MDG
Stand n•27

Address

Ambohimanarina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Christian Vibes Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share