Maman & Lulu

Maman & Lulu Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maman & Lulu, Apparel & Clothing, Ambohimangakely.

🫶🏼La vie vraie d’une Maman avec sa petite Lulu💖
👉🏼Motivations entre Mamans, astuces pratiques✨
🫰🏻Articles pour bébé doux pour le cœur❤️ et le porte-monnaie💸🛍️
🌸Rejoins la famille «Maman&Lulu» pour partager douceur, conseils et sourires!🎉

Ny harenakelinareo koa ngah na mafana andro na mangatsiaka andro dia otran’izao foana ? 🤣🤣🤣🥰❣️
31/03/2026

Ny harenakelinareo koa ngah na mafana andro na mangatsiaka andro dia otran’izao foana ? 🤣🤣🤣🥰❣️

Ao aminareo koa nga misy olona kely tsy manaiky mitss fa hanampy an’i Maman hono🧹Nefa ny tenany ary mila tsy ho zakany a...
30/03/2026

Ao aminareo koa nga misy olona kely tsy manaiky mitss fa hanampy an’i Maman hono🧹
Nefa ny tenany ary mila tsy ho zakany akory!?🤣

Masisouuu kely tsss 🥹❣️

Ny namako:Tsy hita mitss kie ndry 😏 Ndao mba asiana pro kely oaaa! 🤪Za : Tena tsy ho afaka kiah! Mbola be programme sy z...
28/03/2026

Ny namako:Tsy hita mitss kie ndry 😏 Ndao mba asiana pro kely oaaa! 🤪
Za : Tena tsy ho afaka kiah! Mbola be programme sy zavatra atao be za ato 😩🥹😌
Ny programme Sy zavatra ataoko👇🏽👇🏽👇🏽

Mifonaa e! Mifouuuuunaaaaa 🫣😩🤭🤣🤣

Ny tontolo androko raha fintinina 👇🏽😔😩Fa vao miditra ny trano aho, dia misy olona kely mitsena eo am-baravarana Maman ma...
26/03/2026

Ny tontolo androko raha fintinina 👇🏽😔😩
Fa vao miditra ny trano aho, dia misy olona kely mitsena eo am-baravarana Maman maman tsisy farany 🥳🥰😍🤩❣️Tonga dia ça va Maman!Salany hoe manao Magie 🪄 ilay olona kely io🫰🏻
Ny zavatra rehetra noeritreretiko hoe mafy be tamin’ny zah mbola tsy niteraka vitako anie amin’izao eh! 🥹 Tena motivation be ilay harena kely 😘
Nareo koa ve akie mba mahatsapa an’izany?🤔Coucou les Mamans miasa mafy ireny dia courage kiah 👌😍

Ny phone kelin’i Papa vao maneno dia vola 🫰🏻 vola tena vola 💴 fa tsy hoe i kiala Vola le mpivarotra eny aminareo akory 🫢...
24/03/2026

Ny phone kelin’i Papa vao maneno dia vola 🫰🏻 vola tena vola 💴 fa tsy hoe i kiala Vola le mpivarotra eny aminareo akory 🫢🤣🤪
Fa tsy midika koa hoe tsy mampidi-bola ny IPhone kelin’i Maman an! ❣️
Sa ny anareo ahoana izy ao? Hahah…

Taloha feno ny sariko ny téléphone 📱 ako! Izao sarin’olona kely sy vidéos masosotra kely bdb ny mameno ny mémoires ako a...
23/03/2026

Taloha feno ny sariko ny téléphone 📱 ako! Izao sarin’olona kely sy vidéos masosotra kely bdb ny mameno ny mémoires ako ato 🤭😅
Mijery ny évolution an’i Lulu dia tena hoe variana, mahita zavatra mampi étonnée an’i Maman isan’andro fona kie ndry an! ❣️
Stp! Aza lehibe aingana be otran’io 🥹🥹🥰
Nareo koa ve mahatsapa hoe mandeha aingana be ilay fotoana?🤔 Tsy hitahita dia mipelipelika eraky ny trano ilay vao teraka kely iny…🥹🥰
Bref, araraoty ny mba manokana fotoana ho an’ny harena kely fa tena miridana be ilay fotoana no sady tsy miverina 👌🤗

Misy Maman Sady mitaiza no mikotrana ao antrano koa Ve ato? 🤔🤣De ahoana akie ny anareo? 😁😁😁🤪Ny anay sy Lulu otran io 👇🏽👇...
21/03/2026

Misy Maman Sady mitaiza no mikotrana ao antrano koa Ve ato? 🤔🤣
De ahoana akie ny anareo? 😁😁😁🤪
Ny anay sy Lulu otran io 👇🏽👇🏽🥹🤣

🎉 Ho 1 TAONA ve ny zanakao? Ataovy toy ny PRINCESSE izy 👑 😍👶✨ Ity ny ensemble 1er anniversaire tena tian’ny maman maro!💖...
19/03/2026

🎉 Ho 1 TAONA ve ny zanakao? Ataovy toy ny PRINCESSE izy 👑 😍

👶✨ Ity ny ensemble 1er anniversaire tena tian’ny maman maro!
💖 Mahafatifaty be + tena mahazo aina
📸 Parfait ho an’ny sary souvenir tsy ho hadino

😍 Jereo ange ity cliente kely ity e! (Photo 1)
Satisfaite hono izy 🥹 Ary zazah anareo ve Maman tsy te ho satisfait(e) koa an? 🫵🏼
🎀 Io ilay ensemble (Photo 2)

⚡ Afaka personnalisena araka izay hitiavanao azy tsara mihitsy! 👌
📩 Soraty “INFO” dia valiako fa pour tous les budgets dia afaka iproposeko ianareo ❣️🤗
Aiza akie ndray akiah no hisy an’izany? 🤭🫣🤔

Tena mamay be ry Maman ilay andro e? 🥵🤒 Arovy amin’ny masoandro tsara akie ny harenakely an! 🧒❣️Ao amin’ny commentaires ...
18/03/2026

Tena mamay be ry Maman ilay andro e? 🥵🤒
Arovy amin’ny masoandro tsara akie ny harenakely an! 🧒❣️
Ao amin’ny commentaires ao ny satroka motamotana 🥰 ho an’ny sipakely 👒
Sady stylé no miaro amin’ny masoandro tsara👌

Mamanay: ty i LuluZa : an? Fa maninona 🤔🙄Mamanay: Fa maninona aona fa ty ny zanakindrie 🙄🙄Za: (Hay moa zanako ty dia tsy...
16/03/2026

Mamanay: ty i Lulu
Za : an? Fa maninona 🤔🙄
Mamanay: Fa maninona aona fa ty ny zanakindrie 🙄🙄
Za: (Hay moa zanako ty dia tsy hoe rehefa mitomany vao omena an’ny mamaniiii 🤔🤣🫣)
Mamanay: Fa ndry manao inona?
Za : Manao Facebook 😍
Mamanay: Kivy aminao zah! 🙄🙄🙄

Mba teneno aho hoe tsy za irery no manao otran’izany indraindray 😫😅🤣
Ilay zaza nefa Tiana tena Tiana an!🥹❣️

Ny Maman rehetra angamba efa nanao toy izao daholo eh? 😅😅🤔Za tratra foana surtout rehefa dimanche otran’izao! 🙄🤣Dia zara...
15/03/2026

Ny Maman rehetra angamba efa nanao toy izao daholo eh? 😅😅🤔
Za tratra foana surtout rehefa dimanche otran’izao! 🙄🤣
Dia zaran-drie Papa koa ara anie hoe nounou no tadiaviny 🙄 Za nga misy nounou 🤪🤣
Fa mamiii e! Mamiii! Mamiii ka! 🥹😭❣️

Nareo koa nga Efa nanao an’ity erreur manatsofoka tanana mitsapatsapa ny aranitry ny nifin’ilay harena kely ty? 🤣🤣Ny nou...
12/03/2026

Nareo koa nga Efa nanao an’ity erreur manatsofoka tanana mitsapatsapa ny aranitry ny nifin’ilay harena kely ty? 🤣🤣
Ny nounou an’i Maman 🥹moa tsy lazaina tsony fa Otrany hoe kitoza ny fiheverany azy 🙄😅😅

Address

Ambohimangakely

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman & Lulu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share