30/04/2026
🛵SERVICE DE LIVRAISON
Manolotra tolotra fitaterana haingana sy azo antoka ho an’ny olon-tsotra sy ny orinasa izahay.
🏍️ Fanaterana ara-potoana sy am-pitandremana ary azo antoka
💰 Manomboka eo amin’ny 4000Ar ny sarany
Antoka omenay :
âś” Fanaterana haingana
âś” Fiarovana sy fitandremana ny entana
âś” Vidiny mazava sy mirary
Mandray :
– Antontan-taratasy
– Entana madinika
– Commande maika
- Sakafo
Raha mitady mpiara-miombon’antoka azo itokisana amin’ny livraison ianao, Livreur Pro Max no safidy mety aminao.
📞 0389637333
Week-ends ihany.