Fahinfõ

Fahinfõ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fahinfõ, Ambohitrimanjaka.

🚢🇨🇳 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳🚢Te hanomboka business nefa tsy hainao hoe aiza no hividianana entana mo...
09/07/2026

🚢🇨🇳 FORMATION FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE 🇨🇳🚢
Te hanomboka business nefa tsy hainao hoe aiza no hividianana entana mora sy azo antoka?
🎯 Ity formation ity no natao ho anao!
✅ Hianatra ianao: 📦 Fomba fanafarana entana avy any Chine 🛒 Fampiasana Alibaba, 1688, Taobao, Pinduoduo... 💰 Fomba hividianana amin'ny vidiny ambongadiny 🚢 Dingana rehetra hatramin'ny fahatongavan'ny entana eto Madagasikara 📱 Vidéo amin'ny teny Malagasy, mora arahina 👨‍💻 Support sy fanampiana mandritra ny fianarana
💻 100% Formation en ligne Afaka mianatra amin'ny fotoana mety aminao, na aiza na aiza misy anao.
💸 Frais de formation : 50.000 Ar
🎁 Bonus: ✔️ Groupe WhatsApp privé ✔️ Fanohanana sy torohevitra ✔️ Fanavaozana ny contenu rehefa misy vaovao
📩 Manorata hoe "FORMATION" amin'ny Inbox raha mila fanazavana na hisoratra anarana.
📞 WhatsApp: 033 61 163 53
Aza miandry rahampitso, atombohy anio ny business-nao! 🚀

🔥 FORMATION ASA EN LIGNE 100% 🔥💻 Te hahazo vola amin'ny internet ve ianao, nefa tsy mila investissement na manao referra...
09/07/2026

🔥 FORMATION ASA EN LIGNE 100% 🔥
💻 Te hahazo vola amin'ny internet ve ianao, nefa tsy mila investissement na manao referrals?
Ity formation ity dia hampianatra anao plateforme 2 tena miasa, mbola éligible tsara ho an'i Madagascar ary ahafahanao mahazo vola amin'ny asa en ligne.
🚀 Microtâches
▶️Plateforme 3 no ao anatiny
💼 Asa azo atao: ✅ Annotation d'images
✅ Annotation de textes
✅ Transcription audio
✅ Catégorisation de données
💰 Be tâche ary havaozina matetika, ka arakaraka ny fotoana iasanao no mampitombo ny vola azonao.
🌐 Testeur de sites web & applications
💼 Ny asa atao: ✅ Mitsapa (tester) site web sy application alohan'ny hamoahana azy amin'ny fomba ofisialy. ⏱️ Ny test iray dia maharitra 5 ka hatramin'ny 60 minitra, ary arakaraka ny faharetan'ny test no mitombo ny karama.
📱 Fitaovana ilaina
✔️ Smartphone Android na PC (manana tombony kokoa ny PC) ✔️ Internet (Mega na Wi-Fi)
📝 Fepetra ilaina
✅ Email ✅ Carte d'Identité Nationale (CIN) ho an'ny vérification
💸 Fomba andraisana vola
✔️ Amin'ny Cryptomonnaie, azo afindra amin'ny portefeuille électronique mifanaraka aminy.
💰 FRAIS DE FORMATION : 20.000 Ar
📚 Formation complète 100% en ligne, ahitana vidéo, fanazavana tsikelikely
📩 Soraty hoe "FORMATION" ao amin'ny Inbox dia halefanay aminao ny antsipiriany rehetra.
🚀 Aza miandry fotoana tonga lafatra. Atombohy anio ny dianao amin'ny asa en ligne!

🚀 Mahazoa Litecoin (LTC) maimaim-poana isan'andro! 🚀Mitady fomba hahazoana crypto tsy mila mampiasa vola be ve ianao?✅ I...
04/07/2026

🚀 Mahazoa Litecoin (LTC) maimaim-poana isan'andro! 🚀
Mitady fomba hahazoana crypto tsy mila mampiasa vola be ve ianao?
✅ Inscription maimaim-poana
✅ Cloud mining automatique
✅ Mahazo LTC isan'andro
✅ Afaka manao retrait any amin'ny FaucetPay

📸 Jereo amin'ny sary ny porofon'ny paiement efa voaray.
🎁 Midira ato: 👉 https://liteoshi.cc/r/612980705
⚡ Rehefa vita inscription:
Midira isan'andro
Alefaso ny miner
Angony ny LTC

🔥 Aza tara fa maimaim-poana Atrany aa

Address

Ambohitrimanjaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fahinfõ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share