02/08/2025
Tsy lavitra ny fidiran'ny Mpianatra an!.."
Ry Ray aman-dReny malala o❤Andao hampianay ianareo☺
✅Dieny izao vacance izao dia andao hatao ny 'Tenu' sy 'Blouse' an'ireo zanantsika mba tsy rehefa tonga ny fidirana vao hikopaka hitady izany.
✅🫶🏾Amin'ny vidiny mirary ho fitsinjovana antsika.
▫✅Hoantsika sekoly, toeram-piofanana sy fianarana maro samihafa afaka miaramiasa aminareo izahay amin'ny fanjairana ireo "BLOUSE" sy "TÉNU" an'ireo Mpianatra aminareo izahay.(Uniforme scolaire)
📞Antsoy izahay: 0340824075-0345075334
📩Andefaso MP izahay.
📍EST CASERNE Ambositra no misy anay.
☺Mirary fialan-tsasatra feno fahasambarana hoan'ny rehetra izahay ato amin'ny TM Couture & Mode Ambositra .