Fashion Kid's

Fashion Kid's Fashion kid's pour des petit qui aime la mode ,Tendance, qualité et style à petit prix !!

Découvrez nos collections exclusive et profitez d'offres irrésistible...
Service rapide et satisfaction garantie ✨
Prise de commande 7h - 21h
Contact : 0332097808

🥰✨A zalah eh !! ✨🥰Efa akaiky n'y carnaval koa Tonga indray n'y déguisement antsika ho an'izay Mbola tsy nahazo! Kalitao ...
11/02/2026

🥰✨A zalah eh !! ✨🥰
Efa akaiky n'y carnaval koa Tonga indray n'y déguisement antsika ho an'izay Mbola tsy nahazo!
Kalitao nohatsaraina aminy vidiny mirary
Mp avy hatrany Ary ooh ☺️

n'y anareo koa vé zazah tia biby!?? 😊😊
17/01/2026

n'y anareo koa vé zazah tia biby!?? 😊😊

izahay eto aminy  Kid's Dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026 🥳🥂mirary n'y SOA s'y n'y tsar...
01/01/2026

izahay eto aminy Kid's Dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026 🥳🥂
mirary n'y SOA s'y n'y tsara ho antsika rehetra Ary mino aho fa tapitra tamin'iny taona lasa iny n'y olanao rehetra fa pejy vaovao s'y fahasoavana misesisesy no hiainanao manomboka izao 🍀🥰🎊🥳

🥰🎉bonjour bonjour 🎉🥰mifarana androany ity ny taona, inona no zavatra tena nanamarika anao tamin'ity taona ity!?? namokat...
31/12/2025

🥰🎉bonjour bonjour 🎉🥰
mifarana androany ity ny taona, inona no zavatra tena nanamarika anao tamin'ity taona ity!?? namokatra vé ny taona ho anao sa nandamoka!?? ny ahy manokana Dia ny nanokafako ity page ity no tena nanamarika ahy 🍀🙂 nahafinaritra ahy ny fiarahana taminareo 🙂 maro n'y zavatra hitako sy n'y expérience azoko tamin'ity taona ity! mankasitraka anareo 🥰😊 samy ho tratrany taombaovao daholo anie isika rehetra 🎉🎊🙏🏻🍀🍀
ireto aminy sary ireto no best seller tamin'ity taona ity 😊

25/12/2025
24/12/2025

🌲🌲❄️☃️🎉🎊🥰mirary fety sambatra ho anareo rehetra 🎊🎉🍀🌲🌲

17/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Razafindramanana Debora, Aina Annie Andrianarivelo, Mendrika Rabelanjah, Eli Raz, Husna Fathima, Sarah Mayah, Aina Fity, Darl Eye, Olivia Véronique Tsiangalare, Edelweiss Edelweiss

❤️‍🔥☀️rayon de soleil ☀️❤️‍🔥
15/12/2025

❤️‍🔥☀️rayon de soleil ☀️❤️‍🔥

❤️‍🔥bonsoir ❤️‍🔥ato ndray maman🥰 jereo Izay Tiana Dia mametraka fanontania eh 🤩manomboka 22000 ariary Dia efa mahazo Ary...
11/12/2025

❤️‍🔥bonsoir ❤️‍🔥
ato ndray maman🥰 jereo Izay Tiana Dia mametraka fanontania eh 🤩
manomboka 22000 ariary Dia efa mahazo Ary tsy mihoatra n'y 28000 ariary! mandefa prix de gros Raha maka +5 ianao 😊




🤩PROJET MAHAFINARITRA🤩any toamasina ity projet ity, Raha manatitra tavoangy 10 ao aminy toerana voatokana ianao Dia maha...
10/12/2025

🤩PROJET MAHAFINARITRA🤩
any toamasina ity projet ity, Raha manatitra tavoangy 10 ao aminy toerana voatokana ianao Dia mahazo jus 0,5 litre 🍹
Raha tavoangy 50 Kosa Dia jus 1,5 litres bé izao! izany no natao MBA hiarovana n'y tontolo iainana aminy fiparitahany tavoangy 👏🏻
initiative tsara Ary tokony aparitaka erak'i madagasikara👏🏻

Address

Ampandrana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fashion Kid's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share