Coupe et couture Hary

Coupe et couture Hary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coupe et couture Hary, Ampasika.

Misokatra indray ny fisoratana anarana ato Coupe et couture Hary ho anareo izay te hianatrana hanjaitra ny modely rehetr...
27/09/2022

Misokatra indray ny fisoratana anarana ato Coupe et couture Hary
ho anareo izay te hianatrana hanjaitra ny modely rehetra👗👔👖🩳
Lieu: maison des Jeunes fondation Barday.
Contact: 0324826121 ou 0330745221.

18/05/2022
Izahay ato @ coupe et couture Hary  dia mandray  commande  retraretra momba ny zaitra  ny model retratra ka afaka miants...
16/05/2022

Izahay ato @ coupe et couture Hary dia mandray commande retraretra momba ny zaitra ny model retratra ka afaka miantso 0324826127 na 033074521 .

Mbola mitohy  hatrany ny  fandraisana mpianatra ato  et couture Hary.Ho anao izay te hianatra hanjaitra s'y te ahay ny k...
12/05/2022

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra ato et couture Hary.
Ho anao izay te hianatra hanjaitra s'y te ahay ny karazana lamaody rehetra.
Mp pour plus d'informations😊
Lieu: maison des jeunes ampasika
Contact: 0324826127
:0330745221

Coupe et couture HaryTe ahay hanjaitra  sy te ho lasa matianina amin'ny sehatry ny lamaody ve ianao?☺Ny coupe et couture...
25/04/2022

Coupe et couture Hary

Te ahay hanjaitra sy te ho lasa matianina amin'ny sehatry ny lamaody ve ianao?☺

Ny coupe et couture Hary dia afaka mampianatra anao ny karazana zaitra rehetra toy ny:
Jupes
Robes 👗
Chemise pour homme et femme👕
Pantalons 👖
Veste et costard.... Amin'ny karazany rehetra daholo

N'a dia mbola tsy nampiasa machine Ara ianao dia afaka manome fahafampo ho anao izahay.
Cours normal: 7mois
Cours accéléré: 4mois
Cours spécial modélisme : 2mois

Lieu: maison des jeunes ampasika Mahajnga
Contacts : 0330745221
0324826127
Rentrée : 08 mai 2022

Address

Ampasika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coupe et couture Hary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share