By mee

By mee Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By mee, Antananarivo, Ampitatafika.
(16)

🌺 BIENVENUE SUR NOTRE PAGE 🌺ARTICLES IMPORTÉS /FRIPERIE
Maman, Bébé, Accessoires de mode Etc..
🫶Tiktok
📷 Instagram by_mee_mdg
☎038 12 409 51
🛵Livraison partout à Madagascar

10.000AR Pack sourcils✅😱‼️ALERTE PROMO‼️Ouiii🥰 ireo rehetra reo Vitsy sisa fa alefaso HAINGANA ny JP ze mbola tsy nahazo...
21/08/2026

10.000AR Pack sourcils✅😱
‼️ALERTE PROMO‼️
Ouiii🥰 ireo rehetra reo
Vitsy sisa fa alefaso HAINGANA ny JP ze mbola tsy nahazo🏃
👇👇👇

Gel à sourcils Marron/Noir
2 pinceaux
Mascara waterproof
eyeliner waterproof
Concelear( anti-cerne)

Manao livraison
Mandefa any aminy faritra

12.000ar✅Ouii🤩 SERUM MAMPANIRY VOLOMASO ity 😱ALEFASO NY JP HAINGANA ARY❤️❤️🏃 👁️EYELASH GROWTH SERUM👁️✅Manampy hampitsiry...
19/08/2026

12.000ar✅
Ouii🤩 SERUM MAMPANIRY VOLOMASO ity 😱
ALEFASO NY JP HAINGANA ARY❤️❤️🏃

👁️EYELASH GROWTH SERUM👁️

✅Manampy hampitsiry ny volomaso haingana
✅Mampatanjaka volomaso
✅Mampatevina
✅Tsy Mila manao faux cils intsony rehefa aorina kely ao
✅Ampiasaina isan-kariva alohany hatory
✅Mora ampiasaina toiny mampiasa eyeliner

Manao livraison
Mandefa any aminy faritra

10.000ar✅Ouiii🥰 ALEFASO INDRAY NY JP ❤️           🫐 VASELINE PURE 100G 🫐✨ Arrivage vaovao be ✨🌻 Tsara be ary tena ilaina...
19/08/2026

10.000ar✅
Ouiii🥰 ALEFASO INDRAY NY JP ❤️

🫐 VASELINE PURE 100G 🫐

✨ Arrivage vaovao be ✨
🌻 Tsara be ary tena ilaina amin’izao andro izao
🌻 100% PURE & efficace
🌻 Mety @ tarehy sy vatana
💎 Tombony azo:
✔️ Manala panda
✔️ Manala tsatsakoatra
✔️ Manala tâche mainty (helika, vatana…)
✔️ Mitsabo tarehy simba
✔️ Mampalefaka oditra
✔️ Mitsabo molotra maina
✔️ Mitsabo tongotra vakivaky
✔️ Manala mangana

Manao livraison
Mandefa any aminy faritra

40.000ar✅😱Ouiii🥰Iza avy moa ilay nitady fond de teint couvrant rehetra?🤔IZANY ARY NY HENJANA💪Tonga Dia mp,ALEFASO NY JP ...
18/08/2026

40.000ar✅😱
Ouiii🥰
Iza avy moa ilay nitady fond de teint couvrant rehetra?🤔IZANY ARY NY HENJANA💪
Tonga Dia mp,ALEFASO NY JP JP❤️❤️ MORA BE FOANA NY ANTSIKA AN😉

✨FOND DE TEINT MAYBELLINE ✨
SUPER STAY👌 310,220,128

✅Waterproof
✅Très couvrant
✅30H
✅Texture légère
✅Lumi-Matte
MANJA BE NDRIE AMIN'IRETO😍

Manao livraison
Mandefa any aminy faritra

❤️❤️FANAMPIANA KELY HATRANY HO AN'IZAY MBOLA TSY MAHAY🥰MINO KOSA ZA FA EFA MANANA AN'IREO DAHOLO AO ANTRANO AO😁Estompé-n...
18/08/2026

❤️❤️FANAMPIANA KELY HATRANY HO AN'IZAY MBOLA TSY MAHAY🥰
MINO KOSA ZA FA EFA MANANA AN'IREO DAHOLO AO ANTRANO AO😁
Estompé-na tsara aminy pinceau Dia efa lasa Zao😉🤩
ATOLOTRA AMPITIAVANA❣️💋🫶🏼
Suivez la page By mee , alefaso ny partage 🙏

7.000ar✅EFA TONGA ITY ÔOO!🔥ILAY TINAREO BEUH🤩Ouiiii🥰ALEFASO NY JP🫶🏻        BAUME ALOE VERA 99%😱Unité: 7 000ar2pc:  12 00...
18/08/2026

7.000ar✅EFA TONGA ITY ÔOO!🔥ILAY TINAREO BEUH🤩
Ouiiii🥰
ALEFASO NY JP🫶🏻
BAUME ALOE VERA 99%😱
Unité: 7 000ar
2pc: 12 000ar

👉Manome effet rose naturel
👉Manamandina molotra
👉Mitsabo ny molotra vakivaky ,maina ,mainty
👉Manala ny loko mainty ny molotro
👩‍❤️‍👨Pour femme et homme
🌺HYDRATATION ET SOINS
Mety tsara aminzao ririnina zao

👉Au contact des lèvres cette teinte se transforme en jolie rose
👉Soins Hydratants et réparateurs
👉 Répare les gerçures et protège les lèvres
👉Riche en vitamine A,C,E

Manao livraison
Mandefa any aminy faritra

10.000ar✅Ouiii🥰ALEFASO HATRANY NY JP JP❤️❤️Tinareo bé ity an🤩pinceau mora ampiasaina kely tsy atahorana na somary mangov...
16/08/2026

10.000ar✅
Ouiii🥰
ALEFASO HATRANY NY JP JP❤️❤️
Tinareo bé ity an🤩pinceau mora ampiasaina kely tsy atahorana na somary mangovingovitra aza🙈😁✍️sady mahazaka rano tsara🫧
EYE LINER kiss beauty👁️
🖌️Pinceau fin
🖌️Application facile et précise
🖌️Longue tenue
🖌️Séchage rapide
🖌️Waterproof
🖌️Noir intense

Manao livraison
Mandefa any aminy faritra

20.000ar✅ 12pieces😱Ouiiii🥰ALEFASO INDRAY NY JP JP😍CONTOUR À LÈVRES  💋Iza avy ilay te hanana lèvres pulpeuses sexy sexy k...
15/08/2026

20.000ar✅ 12pieces😱
Ouiiii🥰
ALEFASO INDRAY NY JP JP😍

CONTOUR À LÈVRES 💋
Iza avy ilay te hanana lèvres pulpeuses sexy sexy kely moa?🫦ireo akia🤩afa-po tsara nareo🤦🏻‍♀️

🫦12 pièces différents couleurs
🫦Matte
🫦Effet naturel & sexy
🫦Définition parfaite👌

Manao livraison
Mandefa any aminy faritra

14/08/2026

📣📣TSY MAINTSY HO VOAVALY TSIRAIRAY NY MP ANAREO FA MAHARETA KELY DAHOLO RY MALALA ISANY By mee 😘❤️💋

18.000ar✅Ansônaneee  Marina mafy e😍🤩🫦0uiii alefaso indray ny JP JP🥰Tonga Dia ilay mifanaraka tsara ity annn😉4 GLOSS NUDE...
14/08/2026

18.000ar✅
Ansônaneee Marina mafy e😍🤩🫦
0uiii alefaso indray ny JP JP🥰
Tonga Dia ilay mifanaraka tsara ity annn😉

4 GLOSS NUDE+ 4 CONTOUR À LÈVRES🫦

💄Fini matte velouté
💄Sans transfert 24h
💄Texture Malefaka kely
💄Waterproof
💄 Couleur tendance

Manao livraison
Mandefa any aminy faritra

Address

Antananarivo
Ampitatafika
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By mee posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share