Look by Ny Aina

Look by Ny Aina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Look by Ny Aina, Clothing (Brand), 140bm, Ampitatafika.

29/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tahina Sarah, Andrian Aina, Elannie Evane

Inona ny article tinareo ho avokan'tsika vohalohany eto !? Aza miala lavitra fa ho avy ny jeux azahoana crédit an,Zay hi...
23/10/2025

Inona ny article tinareo ho avokan'tsika vohalohany eto !? Aza miala lavitra fa ho avy ny jeux azahoana crédit an,Zay hitako actif sy manao partage koa mahazo cadeau ❤️

Amaranana ny journée androany de ndao asina tsikitsiky Kely😅Aza adino le jeux antsika ao ambany ao an👇
22/10/2025

Amaranana ny journée androany de ndao asina tsikitsiky Kely😅
Aza adino le jeux antsika ao ambany ao an👇

22/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Elison Ando Lova, Ni Elha, Sariaka Annah Nirintsoa, Antsa Raharinirina, Florence Narivo, Ny Tsena Anio Mdg

18/10/2025

Asin'tsika jeux azahoana cadeau ve!?

👉 Efa tena mafana ny andro ankehitriny , ny taratra avy amin’ny masoandro dia loharano lehibe indrindra amin’ny  vitamin...
13/10/2025

👉 Efa tena mafana ny andro ankehitriny , ny taratra avy amin’ny masoandro dia loharano lehibe indrindra amin’ny vitamina D , izay manampy amin’ny fanamafisana ny taolana , ny nify , ary ny hery fiarovan’ny vatana. 🌞 Fa na tena ilain’ny vatana aza ny vitamina D entiny dia mila arovana ny hoditra satria mety mampidi-doza ny taratra UV mahery loatra avy amin’ny masoandro , ka mety hiteraka faharatrana amin’ny hoditra na homamiadana raha be loatra. 👌

🔹 Ireto misy toro-hevitra hiarovana ny vatana amin’izany :

▪️ Misotro rano 1,5L isan’andro , hanomezana rano sy hamandoana ny hoditra avy ao anatiny
▪️ Mihinana voankazo sy legioma manankarena rano
▪️ Mampiasa “crème solaire” mba hiaro ny hoditra amin’ny taratra
▪️ Manaova fiarovana toy ny satroka , solomaso rehefa mivoaka
▪️ Amin’ny malomaloka no mandeha rehefa amin’ny 12 ora ka hatramin’ny 4 ora satria amin’izay ora izay no mafy indrindra ny hafanana

📌 10 hatramin’ny 30 minitra eo anelanelan’ny 7 ora ka hatramin’ny 9 ora amin’ny masoandro maraina isan’andro ihany dia efa ampy ho an’ny vitamina D . Satria amin’io fotoana io no mbola malefaka ny taratra “ultraviolet” (UV) , ka tsy mampidi-doza amin’ny hoditra. 💯

24/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jessica Andria, Mani Ratovomalala

Les soins pour des cheveux longs ❤️👍🏾
22/09/2025

Les soins pour des cheveux longs ❤️👍🏾

Bon dimanche mes loulous 💓
14/09/2025

Bon dimanche mes loulous 💓

Address

140bm
Ampitatafika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Look by Ny Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share