10/05/2023
Eeeh!
Ho anao manana orin'asa ,magasin,... miasa alina,mipetraka na mivarotra sy miasa amin'ny toerana mangina sy ratsy sécurité arovy ny tenanao sy ny fanananao amin'ireo olon-dratsy
Ireo misy fitaovana afahanao miaro ny tenanao sy afaka hoentinao miambina raha sécurité ianao :
-MA...track tondeuse: matanjaka indrindra izy taser ireo ilay akasoka 20.000V misy torche mazava be hiany koa efa misy chargeur sy étuit
Vidiny:180.000ar
-pepper spray : ilay gaz manepotra sady mahatorana no mahajambena maso avy hatrany 110ml de 90% efa misy étuit
Vidiny:150.000ar
-torche 01: torche misy courant ilay akasoka matanjaka be 10.000.000volt ary hazavana mazava be +500m efa misy chargeur sy étuit anaty carton
Vidiny:150.000ar
-tz-distance: courant à distance 10m matanjaka be 8.000.000volt ary misy torche sy à l'arme ary laser mandeha corps à corps(ilay akasoka) hiany koa rehefa tsisy bala ianao efa misy bala 3 miaraka aminy ary chargeur sy étuit ao anaty trousse d'arengement
Vidiny:350.000ar
Ireo ary ka aza misalasala miantso ny 034 24 210 00
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra eto madagascar