Ma couture

Ma couture Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma couture, Sewing & Alterations, Andraisoro.

Salama e👋👋
Izay rehetra manodidina ny zaitra no ho hitanareo ato amin'ny pejy 🧵🧶📝✂️📏📐

Manaraha finaritra ary e🥰😍



Mandray ny commande    hatao amin'ny herinandro indray izao e 😊💌Mp ary e☎️0375928566🛵🚲Manao livraison izahay,mandefa any...
16/05/2026

Mandray ny commande hatao amin'ny herinandro indray izao e 😊

💌Mp ary e
☎️0375928566
🛵🚲Manao livraison izahay,mandefa any amin'ny faritra ihany koa.

Aleo atambatra eto aloha ny fankasitrahana an'ireto skoto mafana fo ireto :-Antily avy eny Ambohibao eny-Tily mavo, mait...
08/05/2026

Aleo atambatra eto aloha ny fankasitrahana an'ireto skoto mafana fo ireto :
-Antily avy eny Ambohibao eny
-Tily mavo, maitso, cheftaine mpanazava avy eny Ankadikely Ilay eny
-Tily mena avy eny Talatamaty
-Tily mavo avy eny Ivato eny
-Cheftaine Antily avy any Morondava any e(Eny, mandefa amin'ny faritra izahay o)
-Tily maitso avy eny Ambohimirary eny
-Tily mavo avy any Sabotsy Namehana any

Sy ireo vao hikaomandy avy any Moramanga any, ☺️

Mankasitraka zareo a🙏, dia samia mahefa be amin'ity asan'i Tompontsika ity e❤️

Mitady tenue skoto tsara sy maharitra ve ianao? ✨ Tsy vitan’ny hoe tsara jerenaFa tena kalitao sy matihanina koa✔️ Sur m...
07/05/2026

Mitady tenue skoto tsara sy maharitra ve ianao?

✨ Tsy vitan’ny hoe tsara jerena
Fa tena kalitao sy matihanina koa

✔️ Sur mesure
✔️ Finition madio
✔️ Livraison ara-potoana

📩 Mp ary e
☎️0375928566
🛵🚲Livraison possible

06/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Koutita Dafre, Kirija Rasoamaharo, Elodie Kajhare, Toky Avotriniaina, Domoina Robson, Razandry Mbola, Hoby Rakoto, Fanantenan'i Antsa, Tanjona Léonardo Razafinandrasana, Sisinjo Andrianarivelo, Annie Anäh, בֶּן וָאלְדוֹ מָנוֹהִי, Manda Valisoa Ravalitera, Fah Bien, Lalao Razanany, Sarobidy Irintsoa, Nathalie Loupitah, Danache Rogers, Mah Alinah, Managnandro Tsiorys, Blandine Chou, Raharivelo Niri'vololona, Vololontiana Mirantsoa, El Inah Mihanta, Francia Andria, Indrafo Nirina, Koli Ari

Salama daholo😊Efa milamina soaman-tsara ny pejy izaoIalana tsiny aminareo izay tsy voavaly tao anaty fotoana lavalava ke...
02/05/2026

Salama daholo😊

Efa milamina soaman-tsara ny pejy izao
Ialana tsiny aminareo izay tsy voavaly tao anaty fotoana lavalava kely.

Efa mandray commande tenu indray isika an

🧵 Ma Couture – Manjaitra   🏕️✔️ Fanjairana mirafitra tsara 👍 ✔️ Vita tsara sy maharitra✔️ Habe rehetra azo atao👨‍👩‍👧‍👦 H...
27/04/2026

🧵 Ma Couture – Manjaitra 🏕️

✔️ Fanjairana mirafitra tsara 👍
✔️ Vita tsara sy maharitra
✔️ Habe rehetra azo atao

👨‍👩‍👧‍👦 Ho an’ny skoto rehetra (na ny kely na lehibe )

📌 Sur commande
💌Alefaso dieny izao ny commande ary 😊

📞 037 59 285 66


🚨 ANDROANY IHANY 🚨👶 Lamban-jaza malefaka 🤍📏 95 × 73 cm🔥 40 000 Ar fotsiny(au lieu de 50 000 Ar) ny 10 isa ⏳ Vitsy sisa👉 ...
20/04/2026

🚨 ANDROANY IHANY 🚨

👶 Lamban-jaza malefaka 🤍
📏 95 × 73 cm

🔥 40 000 Ar fotsiny(au lieu de 50 000 Ar) ny 10 isa

⏳ Vitsy sisa
👉 Iza no mila ho an’ny zanany? 😊
📩 Message dieny izao
📞 037 59 285 66

✨ Cliente afa-po 😊Faly izahay mizara aminareo ity iray amin’ireo asa vita teto amin’ny  .Tena nahafaly ny tompony ilay a...
19/04/2026

✨ Cliente afa-po 😊

Faly izahay mizara aminareo ity iray amin’ireo asa vita teto amin’ny .

Tena nahafaly ny tompony ilay akanjo 🤍
🧵 Vita tamim-pitandremana
💖 Asa natao am-pitiavana
👉 Ny fahafaham-pon’ny mpanjifa no laharam-pahamehana ho anay

Misaotra anareo rehetra matoky anay ❤️🥰

Salama daholo isika Ilay miandry vahiny kely ato 😊👶 Ho an’ny zazakely tianao indrindra 🤍Ireto misy lamban-jaza malefaka ...
16/04/2026

Salama daholo isika Ilay miandry vahiny kely ato 😊

👶 Ho an’ny zazakely tianao indrindra 🤍
Ireto misy lamban-jaza malefaka sy nozairina tsara handraisana azy 🥰
🧵 Be velarana
🧼 Malefaka
💖 Matevina tsara

🔥Hisy fihenam-bidy ho an'ireo 5 tonga voalohany

👉 Raha liana dia aza miandry fa mandefasa message dieny izao 💌
📞 037 59 285 66

Address

Andraisoro

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma couture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share