Y-ProMada

Y-ProMada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Y-ProMada, Department Store, Anosizato West center, Anosizato.

Vente & Fabrication de Machines Agricoles & Matériels de Construction
➡️ MAFY – MATANJAKA – MAHAVITA AZY

🛠 Broyeurs • Décortiqueurs • Presses à huile • Séchoirs • Mélangeurs • Outils de chantier...

"Kely no iandohana, lehibe no hiafarana."

22/08/2026

Mampiasa moule fotsiny dia miova mihintsy ilay trano Tovopeta antsika taloha iny ....

Tsara oa zavatr'olona fa ny azy tena ankafiziny tsara manao azy e...

# fananganana miavaka
mamiratra

🔥 PRESSE BRIQUE BTC Y-PROMADA 🔥Mila amin’ny production brique BTC ve ianao? 🧱👉 SIMPLE MOULE !👉🏼 DOUBLE MOULE!✅ Brique BT...
22/08/2026

🔥 PRESSE BRIQUE BTC Y-PROMADA 🔥

Mila amin’ny production brique BTC ve ianao? 🧱
👉 SIMPLE MOULE !
👉🏼 DOUBLE MOULE!

✅ Brique BTC solide
✅ 2 trous
✅ Tany mena
✅ Tsy dorana
✅ Haingana & mora ampiasaina
✅ Mety amin’ny production professionnelle

📍 Y-ProMada – Itaosy Ambohijanamasoandro
📞 038 13 505 63

💙 Misaora kalitao, misaora Y-ProMada !

🔥 MACHINE CONCASSEUR – MAHERY, VOKATRA & MORA AMPIASAINA! 🔥Mitady machine concasseur matanjaka sy maharitra ve ianao? 💪✅...
20/08/2026

🔥 MACHINE CONCASSEUR – MAHERY, VOKATRA & MORA AMPIASAINA! 🔥

Mitady machine concasseur matanjaka sy maharitra ve ianao? 💪

✅ Mahery vaika
✅ Mora ampiasaina
✅ Haingana ny famokarana
✅ Vokatra tsara sy mitovy
✅ Mety amin’ny asa isan-karazany

👉 Y-ProMada, vonona hanome anao machine mifanaraka amin’ny filànao.

📍 Itaosy Ambohijanamasoandro
📞 038 13 505 63

🚚 Livraison partout à Madagascar
🔧 Service après-vente disponible

💙 Y-ProMada – Fiara-miasa, Kalitao, Fampandrosoana

🚚 LIVRAISON À MANAKARA ! 🇲🇬Mbola mitohy ny livraison avy amin’ny Y-ProMada 💪✅ Machine Presse Brique matanjaka sy azo ito...
19/08/2026

🚚 LIVRAISON À MANAKARA ! 🇲🇬

Mbola mitohy ny livraison avy amin’ny Y-ProMada 💪

✅ Machine Presse Brique matanjaka sy azo itokisana
✅ Vonona amin’ny famokarana brique BTC
✅ Livraison hatrany amin’ny faritra 🚛

📍 Y-ProMada – Itaosy Ambohijanamasoandro
📞 038 13 505 63

🙏 Misaotra ny mpanjifa any Manakara tamin’ny fahatokisana!

🔥 PROMOTION PRESSE BRIQUE DOUBLE MOULE ! 🔥🏗️ 3.200.000 Ar seulement !💪 Malaky • Haingana • Matanjaka✅ Double moule✅ Briq...
19/08/2026

🔥 PROMOTION PRESSE BRIQUE DOUBLE MOULE ! 🔥

🏗️ 3.200.000 Ar seulement !
💪 Malaky • Haingana • Matanjaka
✅ Double moule
✅ Brique mitovy habe sy kalitao
✅ Mora ampiasaina
✅ Mety amin’ny projet de construction rehetra

📍 Lieu : Itaosy Ambohijanamasoandro
📲 Contact / WhatsApp : 038 13 505 63

💰 Aza avela handalo ny promotion !
👉 Investissez anio, tombony mandrakizay !

Y-ProMada — Ny VOKATRA, NY FANOVANA, NY FAMPANDROSOANA. 🇲🇬

18/08/2026

🔥 PRESSE BRIQUE BTC – DOUBLE MOULE 🔥

💪 Production rapide • Solide • Rentable
🏗️ Idéale pour vos projets de construction et la fabrication de briques BTC.

PROMOTION: 3.200.000ar

📍 Itaosy Ambohijanamasoandro
📞 038 13 505 63

👉 Y-ProMada – Des machines adaptées à vos projets !

🔥 PROMOTION EXCEPTIONNELLE CHEZ Y-ProMada ! 🔥🏗️ MACHINE PRESSE BRIQUE DOUBLE MOULE👉 Produisez 2 briques à la fois avec u...
17/08/2026

🔥 PROMOTION EXCEPTIONNELLE CHEZ Y-ProMada ! 🔥

🏗️ MACHINE PRESSE BRIQUE DOUBLE MOULE

👉 Produisez 2 briques à la fois avec une machine simple, robuste et facile à utiliser !

💥 PRIX PROMOTION : 3.200.000 Ar seulement !

✅ Double moule
✅ Brique avec 2 trous
✅ Utilisation manuelle et simple
✅ Structure robuste
✅ Idéale pour vos projets de construction

📍 Y-ProMada – Itaosy Ambohijanamasoandro
📞 038 13 505 63

📩 Contactez-nous dès maintenant !

16/08/2026

Fantatsika ve fa ao anatin'ny "temps mort" isika izao?
Rehefa nangataka temps mort ny mpanazatra dia nihaino tsara ireo mpilalao tanora. Nandray ny toromarika izy ireo, nampihatra izany, ary avy hatrany dia nahazo fandresena.
Toy izany koa ny fiainantsika amin'izao andro farany izao. Feno fakam-panahy sy faharatsiana izao tontolo izao. Indraindray dia diso dingana kely monja dia mety hitarika amin'ny faharavana.
Izany no antony itenenan'Andriamanitra mafy amintsika amin'ny alalan'ny Teniny: mankatò Azy, miverena Aminy, ary araho ny lalany, mba tsy ho very isika.
Tena tia antsika Andriamanitra. Tsy tiany hisy ho very na dia olona iray aza. Ny faniriany dia ny hahavoavonjy ny fanahintsika rehetra. Izany no iantsoany antsika hoe:
"Miverena amiko... Hevero ny lalanareo."
Mbola misokatra ny varavaran'ny famindram-pony anio. Raha mbola mandre ny feony ianao, aza manamafy ny fonao, fa miverena amin'i Kristy.
Jesosy no Tompo!

🏗️ MANAO BRIKY BTC TSARA — MATEZA ARY MORA VIDY! 🧱Te hamokatra brique BTC matanjaka sy tsara kalitao ve ianao?Miaraka am...
15/08/2026

🏗️ MANAO BRIKY BTC TSARA — MATEZA ARY MORA VIDY! 🧱

Te hamokatra brique BTC matanjaka sy tsara kalitao ve ianao?

Miaraka amin’ny Presse Brique BTC + Broyeur, afaka:
✅ Mahazo tany voatoto tsara sy fine
✅ Manao brique mitovy habe sy milamina
✅ Mampitombo be ny production
✅ Mahazo vokatra tsara sy maharitra

🔥 PACK: 7.000.000AR
👉🏼 Broyeur 16 marteaux avec moteur
👉🏼 Presse brique BTC double moule

📍 Lieu : Itaosy Ambohijanamasoandro
📞 Contact / WhatsApp : 038 13 505 63

💰 Mora vidy • Maharitra • Tombony mandrakizay

👉 Y-ProMada — Ny vokatra, ny fanovana, ny fampandrosoana.

🧱🏠 TRANO MODERNE & MAHARITRA AMIN’NY BRIQUE BTC !Jereo ireto réalisation tsara tarehy vita amin’ny Brique de Terre Compr...
14/08/2026

🧱🏠 TRANO MODERNE & MAHARITRA AMIN’NY BRIQUE BTC !

Jereo ireto réalisation tsara tarehy vita amin’ny Brique de Terre Compressée (BTC) ireto. ✨

✅ Esthétique moderne
✅ Matériau à base de terre compressée
✅ Solution durable sy écologique
✅ Mety amin’ny construction résidentielle sy projets variés

💡 Manangana trano ianao ? Safidio ny BTC ho an’ny construction manara-penitra sy maharitra.

📩 Y-ProMada — Mifandraisa aminay raha mila fanazavana momba ny BTC sy ny projet-nao.

Address

Anosizato West Center
Anosizato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Y-ProMada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share