KAPA Center

KAPA Center RAOTA Alohan’i AIGNY

✅Aiza atsika ‼️Aiza atsika eee‼️✅Nahatonga kapa AIGLE D ‘OR maro dia maro zahay aty ai mitongava malaky misy zay tiano o...
17/09/2026

✅Aiza atsika ‼️Aiza atsika eee‼️
✅Nahatonga kapa AIGLE D ‘OR maro dia maro zahay aty ai mitongava malaky misy zay tiano ooo bazary Ankoalabe ANTALAHA antsimon ny bazarin doko ka miavia malaky😉
✅Lahy
✅Vavy
✅Ankizy

👉KAPA Center Ankoalabe 👈

❌❌RAOTA Alohan ny AIGNY❌❌

‼️Aiza atsika ee efa misy aminay aty ai ka  mitongava malaky 12000ar zay couleur tianao😊 👉KAPA Center Ankoalabe Antalaha...
15/09/2026

‼️Aiza atsika ee efa misy aminay aty ai ka mitongava malaky 12000ar zay couleur tianao😊

👉KAPA Center Ankoalabe Antalaha

❌RAOTA Alohan i AIGNY❌

🍓🥰 KAPA LUXE MARQUE 🥰🍓

PRIX : 12000ar Maka 1
GROS : 11.000ar maka + 20

Couleur : NOIRE , BEIGE . GRENA . FUCHIA, ROSE

POINTURE : 36, 37, 38, 39, 40,

Aingana JP COMMENTAIRE izay ataonay cœur ♥️ mahazo miditra MP amin’izay milamina tsara 🙏

‼️‼️Akory aby ee aza tara  eky ano amin ilay vo tonga reto ai soha tara pointure no mitongava malaky 😌‼️Aza mivezivezy e...
11/09/2026

‼️‼️Akory aby ee aza tara eky ano amin ilay vo tonga reto ai soha tara pointure no mitongava malaky 😌
‼️Aza mivezivezy eky fa aminay misy zay tadiavino ka mbola kapa fo 🩴🩴
✅Ary tsy lafo zakantsika jiaby 😊

❌Ankoalabe fo misy Kapa center ai

👉KAPA CENTER Ankoalabe 👈

❌❌RAOTA Alohan i AIGNY❌❌

‼️ Mbolatsara atsika jiaby 😊‼️Nahatonga kapa vaovao maro zahay aty ka mitonga maro ✅ Indrindra amin izao hiditra fitoamp...
04/09/2026

‼️ Mbolatsara atsika jiaby 😊
‼️Nahatonga kapa vaovao maro zahay aty ka mitonga maro
✅ Indrindra amin izao hiditra fitoampianarana izao dia nato mirary dia mirary ny vidiny kapa aty aminay ka mandolava ee🩴🩴🩴

👉KAPA CENTER Ankoalabe 👈


❌❌ RAOTA Alohan i AIGNY❌❌

‼️Salama atsika jiaby ‼️ ❌Maro nareo mitondra sary ty mandeh aty aminay  ❌ Izio tompoko mbola tsy misy  ai fa sary amboa...
03/09/2026

‼️Salama atsika jiaby ‼️
❌Maro nareo mitondra sary ty mandeh aty aminay
❌ Izio tompoko mbola tsy misy
ai fa sary amboarina 😄
❌ Milaza eto fona izahay rah toa ka misy vaovao misaotra😊
‼️ Ankoatran izay misy fona lay taloha reny misy pointure zay tadiavino ka mitongava

👉KAPA CENTER Ankoalabe 👈

❌❌RAOTA Alohan i AIGNY❌❌

23/08/2026

‼️Aiza aby atsika vahoakan Antalaha jiaby ee tonga eto amintsika kapa tsara havaianas tena izy laih tsara aby regny nato mora be efa ato zahay miambigny andre ai toerana ery amorondranomasina ampitan ny Air Madagascar Antalaha😉
‼️Ary nato mora dia mora izy ato mandalova malaky soh tara ai raha manjary zaigny ato😊
‼️Kapa HAVAIANAS
✅ Vavy sy Lahy

👉KAPA CENTER Ankoalabe 👈

❌RAOTA Alohan ny AIGNY❌

‼️‼️Salama aby ee!! Mandalova fa misy vaovao fogna aty aminay e‼️Ary maro safidianagna pointure misy daholo ka tongava e...
10/08/2026

‼️‼️Salama aby ee!! Mandalova fa misy vaovao fogna aty aminay e
‼️Ary maro safidianagna pointure misy daholo ka tongava eee😉😉
Ary @ vidiny mora be zakantsika rehetra 😊


👉KAPA CENTER Ankoalabe👈

❌RAOTA Alohan ny AIGNY❌

‼️Mbolatsaree‼️ ❗️Miasaloha aiza ahitagna kiraro fotsy hanaovan ny zanatsika amin ny filaharana 26 Jiona ? Tsy mila mita...
15/06/2026

‼️Mbolatsaree‼️
❗️Miasaloha aiza ahitagna kiraro fotsy hanaovan ny zanatsika amin ny filaharana 26 Jiona ? Tsy mila mitady lavitra sy mivezivezy intsony e😅! Kapa Center Ankoalabe magnome toky🛍️🛍️😊 fa manana kirarao fotsy isankarazany ho an i mpianatra ary pointure misy jiaby 👟👟👟
✅Baskets fotsy tsara tarehy hoan ny zazalahy sy zazavavy👟👟👟
✅Maivana sy tsy mandreraka tongota 👟👟👟👟👟

👉KAPA CENTER Ankoalabe 👈

❌RAOTA Alonhan i AIGNY❌

Aiza atsika ,Aiza atsikaee❗️❌Tsy misy ny fety raha tsy eo ny Kapa Center !🎉🎉✅Hoantsika rehetra eto Antalaha indrindra at...
14/06/2026

Aiza atsika ,Aiza atsikaee❗️
❌Tsy misy ny fety raha tsy eo ny Kapa Center !🎉🎉
✅Hoantsika rehetra eto Antalaha indrindra atsika eto Ankoalabe ai
✅Hoavy ny fety 26 Jiona ai ,ka manasa andre zahay mba hitsika ny toeranam-pivarotanay ooo!
🩴Kapa Tsara tarehy,matanjaka ary manaraka lamaody tsara amin izao 😊
✅Misy jiaby ny pointure sy couleur rehetra mifanaraka amin ny fitafinareo amin ny fety ho avy io aii🎉
✅Ary amin ny vidiny sahaza atsika jiaby ee🛍️🛍️🛍️🛍️🛍️🛍️

👉KAPA CENTER Ankoalabe 👈

❌RAOTA Alohan i AIGNY❌

📢📢📢📢 Aiza atsika ee😊😍Mandalova fa maro raha vaovao tonga aminay aty ai ary laih tianareo be regny 🛍️🛍️🛍️😊😊 ✅Maki✅Aigle d...
02/06/2026

📢📢📢📢 Aiza atsika ee😊😍
Mandalova fa maro raha vaovao tonga aminay aty ai ary laih tianareo be regny 🛍️🛍️🛍️😊😊
✅Maki
✅Aigle d’or
✅La Réunion
✅Cool
‼️‼️Mitongava fa mbola maro karazan Kapa tsy fohitantsika agny misy aminay aty ai ary Zay pointure tadiavintsika misy😉😉😉

👉KAPA center Ankoalabe 👈

❌RAOTA alohan i AIGNY❌

Address

Ankolabe
Antalaha

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KAPA Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category