Anj'art

Anj'art Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anj'art, Antananarivo, Antananarivo.

09/04/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Pôta Tinah, Ambinintsoa Andrianarimanana, Më Ndríkä

‼️‼️PROMOTION NOSY BE HELL VILLE ‼️🌼Bandouillière raphia🌼Prix:15.000ar  💌 Mp direct lieu+contact (Stock très limité)Livr...
08/04/2025

‼️‼️PROMOTION NOSY BE HELL VILLE ‼️
🌼Bandouillière raphia🌼

Prix:15.000ar

💌 Mp direct lieu+contact
(Stock très limité)

Livraison possible ❤️


'Art

⛔TSY AMIDY ITY FA OMENA FOTSINY⛔🎉🎉NDAO ILALAO IARAKA AMINAY 🎉🎉‼️ JEUX D'INTERACTION‼️🌼Zay mahatratra 1000 point voalohan...
03/04/2025

⛔TSY AMIDY ITY FA OMENA FOTSINY⛔

🎉🎉NDAO ILALAO IARAKA AMINAY 🎉🎉

‼️ JEUX D'INTERACTION‼️

🌼Zay mahatratra 1000 point voalohany no mahazo loka

N.B : Ny Facebook no manome point fa tsy zah akory a😊

🟡Fomba azahoana point tsotra kely

✅Mazoto manisy réaction sy commentaire an'izay publication mivoaka eo na taloha reny ary(coms mifanaraka amin'ny pub)
✅Partage sy mi-mentionné amis bdb no tena mora azahoana point betsaka🥰

🎁Io bandoulière Mm raphia manja be io ny lokantsika🎁

Avoakantsika eto izay mahazo loka 💝🤩

23/05/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nomenjanahary Mamy Harena, Nasandratra Heritiana, Fandresena Fitahiana, Mah Moda

Bonjour namako 😍🥰Asiantsika kilalao azahoana vola ndray ity na crédit a!😊👌✴️Mila tafiakatra 1k mahery isika amin'ny heri...
10/03/2024

Bonjour namako 😍🥰

Asiantsika kilalao azahoana vola ndray ity na crédit a!😊👌

✴️Mila tafiakatra 1k mahery isika amin'ny herinandro

✴️414 followers isika izao, dimanche 10 mars
✴️Izay mahamarina ny isa exacte amin'ny heriny androany amin'ny 21h Alina Dia mahazo an'ilay loka
✴️Afaka misafidy na atao vola n'a crédit a😊

✅ Invité -o daholo ary ny ami i-j'aime ny page
✅Afaka mi-mentionné namana ilalao ihany koa
✅Afaka manao commentaire bdb ampitombo n'y chance
✅ Partagé -o anaty murnao ho hitan'ny hafa

Bonne chance 😘

08/03/2024

Arabaina ny vehivavy rehetra nahatratra izao fetiny izao,ho ela Velona anie ianareo🥰😍

Efa voarainy tsirairay avy n'y loka a🌼🌼Mankasitraka anareo fona😍😍Asiantsika solde ndray ,Iza no Liana Kapakapa manjakely...
06/03/2024

Efa voarainy tsirairay avy n'y loka a🌼🌼
Mankasitraka anareo fona😍😍

Asiantsika solde ndray ,Iza no Liana
Kapakapa manjakely ho an'ny sipakely 🥰🥰

Commentaire ary Zay Liana Dia alefako ny prix sy détail
👇👇👇

Bonsoir 😍🥰Araka ny fangatahanareo Dia ho alefantsika eto izay nahazo loka 😊Dia tonga  nifanomezana isika an!!!Ireto no n...
03/03/2024

Bonsoir 😍🥰

Araka ny fangatahanareo Dia ho alefantsika eto izay nahazo loka 😊

Dia tonga nifanomezana isika an!!!

Ireto no nahazo loka 🎁🎁,Dia manasa anareo mba hiditra mp💌

Arahabaina ianareo 2 😘Dia mankasitraka foana foana😊

Amin'ny herinandro ndray n'y fotoanan-tsika manaraka😘😘😍

‼️PROMOTION MANALA PROBLÈME 🤣 ‼️🌼Efa nahidiko ny prix an,aza tara fa afapo daholo izay nahazo tamin'ity🌼⛔ SÉRIE DE MARMI...
25/02/2024

‼️PROMOTION MANALA PROBLÈME 🤣 ‼️
🌼Efa nahidiko ny prix an,aza tara fa afapo daholo izay nahazo tamin'ity🌼

⛔ SÉRIE DE MARMITE TENA HOE MATEVINA BE 👌⛔

✅ Double ny vodiny
✅Tsy mifidy fatana (charbon, induction, gaz, céramique, courant, sns..)
✅ Vitre ny sarony
✅ Matevina sy mihaja be

✴️Prix :75.000ar

(18cm,20cm,22cm)

💌Mp direct ou ☎️ 032.21.255.03/034.74.863.88
🚚 Manao livraison,mandefa amin'ny faritra rehetra

Io ary aloha ny Cadeau e!merci beaucoup pour votre soutien 😍🥰🌼❣️je vous aimes les fans😘😘
20/02/2024

Io ary aloha ny Cadeau e!merci beaucoup pour votre soutien 😍🥰🌼❣️je vous aimes les fans😘😘

Coucou 😍Ato aloha ifampizara recette Kely ndray,Mba misy azo atao goûté,afaka atao commerce ihany koa🥰(ho an'izay Liana)...
20/02/2024

Coucou 😍

Ato aloha ifampizara recette Kely ndray,Mba misy azo atao goûté,afaka atao commerce ihany koa🥰(ho an'izay Liana)

Recette m**o akondro ❤

-lafarinina fahefany
-levure 2sotro kely , ilay fatao amin´ny pizza ireny
-menaka 2sotro kely
-siramamy izay mety
-afaka asina parfum izay tiana
-rano mangatsiaka arotsaka tsikelikely , tsy atao be rano ny paty fa atao marihatra nefa tsy miraikitra kosa ,
-arotsaka amin´izay akondro dia endasina amin´ny menaka mafana tsara. 🍌🍌

(Sary indrana)

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261347486388

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anj'art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share