18/06/2026
🫠Jeudi fatiguant
Ianareo ve tsy mahita hoe mitambesatra be izany ny havizanana rehefa Alakamisy ny andro? 🥱🤯
Fa dia ezahana atao am-pifaliana hatrany ny asa sady efa zoma rahampitso de courage kely indray fa ho avy ny weekend 😁🤗
PS : Tohizao ny fikenokenonanay ao amin’ny boutique rehefa misy arrivage, sady efa manomana ny « collection hiver » izao isika 😊