16/07/2026
💡 LED RGB 10M
Mitady jiro manome ambiance moderne sy miovaova loko ve ianao ? Ity LED 10 mètres RGB ity no safidy tsara indrindra ho anao!
🌈 Loko maro (RGB) : Afaka misafidy loko sy mode maro arakaraka ny mood-nao
💡 Hazavana matanjaka & mitovy : Manazava tsara nefa tsy mandany herinaratra be
✂️ Azo tapahina & flexible : Mora amboarina amin’ny halavana ilainao
🔌 Mora apetraka : Misy adhésif ao aoriana, apetaka dia mandeha
🌱 Économique & maharitra : Tsy mandany courant be, ela ny androm-piainany
🏠 Azo ampiasaina amin’ny :
Efitrano fatoriana (chambre)
Salon / TV setup
Bureau / PC gaming
Magasin na déco intérieur
Na toerana rehetra tianao ho havaozina
💰 Vidiny : 35 000 Ar monja !
📩 Aza miandry ela – commandeo dieny izao amin’ny message privé !
❌Sur livraison ihany tompoko ❌
Frais de livraison :
-Centre ville : 3.000ar
-Ville : 4.000ar
- Périphérie: 5.000ar