21/12/2025
Hello les filles!Izay vao tafaverina soamantsara ato @ ny pejy🥹Nisy problème kely ny pejy tsika ka ialana tsiny ireo message maro be tsy voavaly🥲
Amin’izao ankatoky ny fety izao dia misokatra izahay😍Tsy miova fa de 08h à 17h fa vita manja be daholo ianareo vao mody izahay🥰
🩷Coiffure à partir de 10.000ar
🩷Pose faux ongles 10.000ar avec Vsp
🩷Pose américaine
🩷Gainage
🩷Extension gel uv
🩷Manucure
🩷Pédicure
📍Ampasapito gare routière 0346237887