Poomi Beauty

Poomi Beauty Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Poomi Beauty, Antananarivo.

Prenez rdv ou mp directement. prenez le temps pour vous rendre belle💞💞💞🌸🌸coiffure,onglerie,soin de visage ,epilation',ma...
10/02/2026

Prenez rdv ou mp directement. prenez le temps pour vous rendre belle💞💞💞

🌸🌸coiffure,onglerie,soin de visage ,epilation',manucure et pedicure🌸🌸

contact☎️ 0326299691

Efa fantatrareo ve?Misy ny atao hoe Rides d’expression na hoe ketrona avy Amin’ny hozatra mietsiketsika👉1-Rides de Lion:...
03/02/2026

Efa fantatrareo ve?

Misy ny atao hoe Rides d’expression na hoe ketrona avy Amin’ny hozatra mietsiketsika

👉1-Rides de Lion: Ilay hita handrina Rehefa miketrona iny,
👉2-Ride horizontal : Ilay hita handrina Rehefa gaga ianao
😳
👉3-Pattes d’oies:Rehefa mitsikitsiky dia Hita Eny Aminy sisiny maso
👉4-Sillon Nasogenien :Rehefa mitsiky foana iny dia Ilay eo Aminy orona anakiroa☺️
👉5-Plis d’amertume : Rehefa Ilay midongy Iny,dia Ambany Vava roa Makany Aminy saoka
Ireo no atao hoe rides d’expression,ela ny ela mipetraka foana Eny Aminy tarehy izy ireny,
🫣🫣🫣🌸🌸Ataovy foana tongava mjouir massage fascial aty aminay relaxant et bien e tre assure

🌸🌸 ​Ny styling dia ny "famolavolana sy fampivoitana ny endriky ny volo".​Raha ho an'ny volo feno onja (wavy ), mihodinko...
24/01/2026

🌸🌸 ​Ny styling dia ny "famolavolana sy fampivoitana ny endriky ny volo".

​Raha ho an'ny volo feno onja (wavy ), mihodinkodina (curly ), na ngita (kinky), dia izao no famaritana azy lalindalina kokoa :

​Inona ilay izy ❓

​Ny styling dia ny fitadiavana ny firafitra sy ny fihodin'ny volo (boucles) tsara indrindra amin'ny alalan'ny fampiasana vokatra manokana.

Tsy fanasana volo fotsiny izy io, fa ilay dingana atao aorian'ny fanasana mba :

🌸Hampisongadina ny endriny: Mba tsy hikorontana be (frisottis) ny volo fa hisaraka tsara sy hadio ny endriky ny "boucles".
🌸Hampaharitra ny paoziny: Mba tsy hihintsana na hiparitaka ny endriky ny volo rehefa mandeha ny andro na mitsoka ny rivotra.

Ny maha samy hafa azy amin'ny fikarakarana tsotra :

🌸Fikarakarana (Soin): Manome sakafo sy rano ny volo (shampooing, masque).
🫴 🌸Styling (Coiffage): Manome "endrika" sy "paozy" ny volo (gel, mousse, crème de coiffage).

​Amin'ny fomba ahoana no anaovana azy ❓

​Ny styling dia fampifandanjana zavatra roa :

🫴 ​Ny Tekniky ny tanana: Ny fomba fikitika ny volo (fanolanana amin'ny rantsan-tanana, fanosehana miakatra sruching)'a mampiasa brosse curly.
🫴 ​Ny Vokatra (Produit): Ny fampiasana fitaovana toy ny gel na crème mba "hangejana" kely ny volo amin'ilay endrika tiana homena azy.

N' oubliez pas chez nous nous avons des prestations dressage curly , coiffage chignon , broching et lissage mais avant t...
14/01/2026

N' oubliez pas chez nous nous avons des prestations dressage curly , coiffage chignon , broching et lissage mais avant tous nous allons commencer par savoir d'abord nos types de cheveux 🥰🌸🌸🌸
Les types de cheveux sont classés en quatre catégories principales (1 à 4) selon leur forme, allant de raides à crépus, subdivisées en sous-catégories (a, b, c) selon l'épaisseur et la boucle✨
Type 1 - Raides (Lisses) : Peu de volume, brillants, sans ondulation (1a, 1b, 1c).
Type 2 - Ondulés : Ondulations en forme de "S", allant de légères à volumineuses.
Type 3 - Bouclés : Boucles bien définies, en forme de spirale.
Type 4 - Crépus/Frisés : Boucles très serrées, en Z ou spirale compacte, nécessitant beaucoup d'hydratation.
Précisez en commentaire selon vos constatations 🥰😍

✨🦋 Butterfly Haircut ✂️✨Création de volume et style différents coupes faschon.💁‍♀️💫 Karibo  réservez votre rdv directeme...
09/01/2026

✨🦋 Butterfly Haircut ✂️✨
Création de volume et style différents coupes faschon.💁‍♀️💫
Karibo
réservez votre rdv directement mp

02/01/2026
08/12/2025

promotion 🎄🎁🎀🎀🎀d
jusqu'à 23 décembre
soin de visage +manicure +pedicure a 40mil ar allo tsika karibo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poomi Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share