Shop lova

Shop lova entana maro samihafa

01/06/2026

❌️PROMOTION BE MIHINTSY ❌️❌️COLLE VY MAGIQUE A+B (Colle roa akambana) 👍 MAHAZAKA HAFANANA soudage à froid
💸 Prix :12.000ar maka roa 20.000ar

🦋Azo ametahana : vy, céramique, plastique, sns...
🦋Mety amin'ny tuyaux, radiateur, para-chocs fiara, moteur mitete menaka…
🦋Mazaka hamandoana rano, menaka,….
🦋Mahazaka hafanana sy rano, essence , gasoil menaka
🦋Mety amin’ny fanamboarana fiara, moto, sns...
✅Tsy voatery anao soudure be ianao raha misy vy goaka na tapaka ,zavatra mafimafy simba ao an trano ao
👌Ity misy vaha-olana ho anao sady mazaka hafanana ihany koa an
✅Séchage complète : 12h à 24h
🚲 Livraison partout à Madagascar

29/05/2026

❌SUPPORT ANTI-MOUSTIQUE❌
PRIX :20.000AR maka roa 38.000ar
Couleur disponible : doré
🦟 Mba ho fiarovana ny ody moka tsy mora tapaka, mba hiarovana ny toerana ametrahana ny ody moka tsy ho may
🦟 Tsy very miparitaka eraky ny trano ny lavelona
🦟 Votre défense anti-moustique !
📩 Contactez-nous par MP ou au 038 34 494 82
🏍️ Livraison partout à Madagascar

25/05/2026

Arrivage Boîte à bijoux manjakely afaka atao cadeaux an'i maman
😍 Prix :15.000ar
🎁Manana ity boîte à bijoux ity voaharo tsara ny fananana tsy miparitaka ary tsara pirina Ilay bijoux
👍Mp aingana sao lany
Sur livraison ihany

Boîte d'encens anti-moustiques en acier inoxydable avec couvercle💸Prix : 16.000ar📩Contactez-nous par MP ou au 038 34 494...
18/05/2026

Boîte d'encens anti-moustiques en acier inoxydable avec couvercle
💸Prix : 16.000ar
📩Contactez-nous par MP ou au 038 34 494 82
🚲Livraison partout à Madagascar

11/05/2026

Efa anomboka afana izao ny andro tena ilaina be mihintsy ito ❤️MINI MIXEUR DOUBLE POT (2 pot)
💸Prix :29.000ar
❤️capacité: 400ml x 2
️✅️2 pots 400 ml, mini mixeur rechargeable sans fil
🍀️Mini mixeur des fruits , légumes tranchés en petit morceau
🍀Mini mixeur peut faire du smoothie, du milkshake, du jus, purée de legume, mixer des fruits cuits etc ..
😍Mélangeur à 6 lames, matière en ABS sans BPA
👌Livré avec câble
📩Contactez-nous par MP ou au 038 34 494 82
🚲Livraison partout à Madagascar

06/05/2026

❌️📢PROMOTION 20.000AR (6 pièces) ❌️
Passoir cuisine 2 en 1 en plastique, panier à fruits, légumes (Bleu jaune)
💸Prix 20.000ar ny 6 pièces
PM 19x18x8cm
MM 23x21x9cm
GM 28x26x10cm
- Passoire fasiana légumes,voankazo
-Mafatifaty kely tsy misahirana intsony isika
-Souple tsara sady tsy mora simba
📩 Contactez-nous par MP
🚲Livraison partout à Madagascar
Mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay

06/05/2026

COLLE VY MAGIQUE A+B (Colle roa akambana) 👍 MAHAZAKA HAFANANA soudage à froid
💸 Prix :15.000ar maka roa 25.000ar

🦋Azo ametahana : vy, céramique, plastique, sns...
🦋Mety amin'ny tuyaux, radiateur, para-chocs fiara, moteur mitete menaka…
🦋Mazaka hamandoana rano, menaka,….
🦋Mahazaka hafanana sy rano, essence , gasoil menaka
🦋Mety amin’ny fanamboarana fiara, moto, sns...
✅Tsy voatery anao soudure be ianao raha misy vy goaka na tapaka ,zavatra mafimafy simba ao an trano ao
👌Ity misy vaha-olana ho anao sady mazaka hafanana ihany koa an
✅Séchage complète : 12h à 24h
📩Contactez-nous par MP
🚲 Livraison partout à Madagascar

06/05/2026

Pince de cuisine anti-brûlure 3 en 1
💸Prix 12.000ar ny ray maka roa 20.000ar
👉 tena ilaina be mihintsy ito fitaovana ito satria manampy antsika :
🍀misy karazany ny asany :
- Mitazona vilany mafana
-Maka bol na assiette mamay
-Manokatra tavoahangy
🍀Anti-glisse ary tena matanjaka tsara
👌 Mora ampiasaina, mety amin’ny rehetra!
📩Contactez-nous par MP
🚲Livraison partout à Madagascar

02/05/2026

DÉSTOCKAGE 💸5 pièces 40.000ar
Tena hoe mirary be mihintsy fa araraoty
SAC DE RANGEMENT Pratique & Élégant
♥️ Dimensions : 40cm x 29cm x 20cm
-Mety tsara ho an'ny fitafiana, draps, kilalao, antontan-taratasy,sns...
-Tsy mibahana toerana nefa mahazaka lamba maro
-Mampilamina tsara sy iarovana mba tsy hioritroritra ny lamba
🚲 Livraison partout à Madagascar

22/03/2026

Arrivage
Prix :20 000 ar
Sur livraison

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261344294589

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop lova posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share