Maman et Ñäthänäël

Maman et Ñäthänäël 💗💗💗

Mon bonheur💗
07/03/2024

Mon bonheur💗

14/10/2022

Tsy hamela anao irery Izy
" tsy hamela anareo ho kamboty Aho,hankaty Aminareo Aho"
Jaona 14:18

Vavaka: Misaotra Ray fa tsy mamela ahy irery Ianao, tsy mamela ahy hiady irery na hiasa irery, fa mitantana ahy mandrakariva ,ary manoro ahy ny tokony ataoko sy alehako.Matoky aho fa eo foana Ianao miahy sy miaro ahy Amin'ny Anaran'I jesosy Tompo
Amen

Saino.andro aman alina: "Indro avy ny andro,eny efa tonga izay hielezanareo samy ho any amin' ny azy avy ary hilazanareo ho irery Aho.kanefa tsy irery Aho fa n Ray no ato amiko
Jaona 16:32

Address

Antananarivo

Telephone

+261349207470

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman et Ñäthänäël posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share