Mi Ren Club

Mi Ren Club Cours particuliers 🀄🇨🇳
Cours de préparation HSK 👩‍🎓
Cours du samedi🖊️📚
Cours de vacances👦👧

bĩ jĩ bĩ = midika hoe "firy sy firy?"⚽比几比cāi yi cāi = midika hoe "vinavinao" 🙈 猜一猜Mbola mitohy ny lalao an 😁 Raha te aha...
15/07/2026

bĩ jĩ bĩ = midika hoe "firy sy firy?"⚽
比几比

cāi yi cāi = midika hoe "vinavinao" 🙈
猜一猜

Mbola mitohy ny lalao an 😁 Raha te ahazo boky fianarana teny sinoa pdf ianao dia:
- Ataovy anaty commentaire ny ekipa mpandresy tohananao💪
- Ataovy suivre ny pejy ary manasa namana 2 hi-suivre ny pejy
🎁

-

14/07/2026

Ireto ary ny valin'ny lalao e💥
Espagne 2 - France 0

Aza adino manao "Suivre" ny pejy aloha🙏
Dia afaka misafidy Ilay boky ao amin'ny MP ireo naka Xībānyá 🇪🇦🥳

Mbola hitohy...💪

Iza no équipe alainao?🤩你更看好谁?Nĩ gēng kàn hão shéi?⚽👉Ataovy ao amin'ny commentaire ary ka izay mahita ny mpandresy dia om...
14/07/2026

Iza no équipe alainao?🤩
你更看好谁?
Nĩ gēng kàn hão shéi?⚽

👉Ataovy ao amin'ny commentaire ary ka izay mahita ny mpandresy dia omenay boky fianarana teny sinoa HSK pdf iray au choix 1-5 💪💐

Valiny manan-kery eto amin'ny pejy ihany🙏



Santé na koa Tchin Tchin 🥂 hoy isika" gānbēi " 干杯🍻izy amin'ny teny sinoa rehefa hifandom-bera iny😁..Inona ary no tena he...
14/07/2026

Santé na koa Tchin Tchin 🥂 hoy isika
" gānbēi " 干杯🍻izy amin'ny teny sinoa rehefa hifandom-bera iny😁..Inona ary no tena heviny?

Aza adino fa misy ny fifaninanana fahalalana mahakasika an'i Chine 🇨🇳 ahazoana loka 💝

Efa misokatra ihany koa ny fisoratana anarana ho an'ireo maniry ny hanomana HSK an✍️⛩️Inona moa Ilay HSK? 🤔👉Ny HSK dia f...
01/07/2026

Efa misokatra ihany koa ny fisoratana anarana ho an'ireo maniry ny hanomana HSK an✍️⛩️

Inona moa Ilay HSK? 🤔
👉Ny HSK dia fanafohezana ny hoe Hànyǔ Shuǐpíng Kǎoshì (汉语水平考试), izay midika hoe fanadinana fandrefesana ny fahaizana teny sinoa (mandarin) ho an'ny olona tsy teratany sinoa.
Izy io no fanadinana ofisialy ampiasaina hanamarinana ny haavon'ny fahaizana miteny sinoa.🤩🌎

Salama daholo e👋 efa nahazo Arendrina daholo ve?🏮Alefaso ao amin'ny commentaire hoe e 🤩
25/06/2026

Salama daholo e👋 efa nahazo Arendrina daholo ve?🏮

Alefaso ao amin'ny commentaire hoe e 🤩

Vacances eee😁🥳🏄Inona izany izao ny programme?🤩Ny ato aminay zao an manao club de chinois: miresadresaka, mihira, mandihy...
24/06/2026

Vacances eee😁🥳🏄
Inona izany izao ny programme?🤩

Ny ato aminay zao an manao club de chinois: miresadresaka, mihira, mandihy sy mianatra asa tanana Sinoa ny ankizy🧧🎭🥁

Lèi = vizaka, reraka 😓累Ohatra: Tena reraka aho.👉Wǒ hěn lèi😣     我 很 累Wǒ :izaho hěn : tena
23/06/2026

Lèi = vizaka, reraka 😓


Ohatra: Tena reraka aho.
👉Wǒ hěn lèi😣
我 很 累
Wǒ :izaho
hěn : tena

Aiza makaiza izao nareo no mandeha tongotra noho ny girevy😵Ireto indray ary ny voambolana androany, raiso naoty✍️公交车 gōn...
23/06/2026

Aiza makaiza izao nareo no mandeha tongotra noho ny girevy😵

Ireto indray ary ny voambolana androany, raiso naoty✍️
公交车 gōngjiāochē: bus
罢工 bàgōng : grève

Ankasitraho sy tiavo ny tenanao fa io no hery lehibe entinao mihatrika voalohany 🤝💐« Pour devenir fort, il faut d'abord ...
22/06/2026

Ankasitraho sy tiavo ny tenanao fa io no hery lehibe entinao mihatrika voalohany 🤝💐

« Pour devenir fort, il faut d'abord apprendre à s'aimer soi-même. »💪🥰
强 qiáng : mahery
爱 ài: mitia, tia
自己 zīji: ny tenanao

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Ren Club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share