DMC textile

Call Contact the business

DMC textile Fière du MADE IN MADA 🇲🇬

✅ Spécialiste en JOGGING et TEE-SHIRT OVERSIZED
✅ personnalisé ou vierge

Ka aon ary e ? 😎💥Tsy misangy mihitsy ilay qualitéAfaka atao cadeau, afaka atao ho anao ihany koa - izay tianareo eeee 😌😏...
29/04/2026

Ka aon ary e ? 😎💥
Tsy misangy mihitsy ilay qualité
Afaka atao cadeau, afaka atao ho anao ihany koa - izay tianareo eeee 😌😏

Manao ny modèle rehetra izahay fa midira MP dia isika miresaka, manome PRIX DE GROS 👌
🏡 Itaosy cité
☎️ 0341656418

😎 Be mpitia kay ilay polycoton dia aleo avoakako eto ho an'izay haka en gros ny prix sy mbola hivarotra mba ho vetivety ...
22/04/2026

😎 Be mpitia kay ilay polycoton dia aleo avoakako eto ho an'izay haka en gros ny prix sy mbola hivarotra mba ho vetivety tsy mila mamaly be any amin'ny mp ny prix ‼️

S à XL (vierge) +5pcs = gros 👇

Sweat sans capuche 2O OOOAr
Sweat à capuche 23 OOOAr
Sweat à capuche fermeture 27 OOOAr
Pantalon 23 OOOAr
Short 14 OOOAr

🔸Afaka personnalisé-na
🔸Afaka ovaina ny coupe fa mandalo devis
🔸Qualité au top foana
🔸Rectification gratuite raha sanatria misy
🔸Tadiavinay izay loko ilainao
🔸 Délai selon planning de prod fa normalement vetivety foana
Izay fa efa ohatrany be loatra izany fanomezana fahafaham-po anareo izany 😏

Iza amin'ireo indray ary no tianareo e ? 🥰38 OOOAr no hanaovantsika azy amin'ity aloha  (prix de lancement) ‼️🏡 Itaosy c...
17/04/2026

Iza amin'ireo indray ary no tianareo e ? 🥰
38 OOOAr no hanaovantsika azy amin'ity aloha (prix de lancement) ‼️

🏡 Itaosy cité
☎️ 0341656418

Efa tonga ny blanc cassé tamin'ity tri-color ity , ilay bleu marine mbola miandry kely - 500grs ny hateviny Taille 1an à...
15/04/2026

Efa tonga ny blanc cassé tamin'ity tri-color ity , ilay bleu marine mbola miandry kely - 500grs ny hateviny

Taille 1an à 5XL afaka andraisana commande avokoa

🏡 Itaosy cité
☎️ 0341656418

Afaka atao loko hafa 🔴🟠🟡🟢🔵🟣  na tena ovaina mihitsy ilay modèle a ☺️1 an à 5XL foana ny antsika ‼️ Amin'iny semaine ho a...
14/04/2026

Afaka atao loko hafa 🔴🟠🟡🟢🔵🟣 na tena ovaina mihitsy ilay modèle a ☺️
1 an à 5XL foana ny antsika

‼️ Amin'iny semaine ho avy iny ho averina ilay promo/couleur fa aleo aloha hiomana kely hitady ilay grammage ambonimbony sy hanao devis dia alefa eto ihany ‼️

🏡 Itaosy cité
☎️ 0341656418

Mampiteny irery anah mihitsy ilay hatsiaka androany, grrr 🥶Fa sendra tadidiko hoe tamin'ny heritaona ohatr'izao ilay nan...
13/04/2026

Mampiteny irery anah mihitsy ilay hatsiaka androany, grrr 🥶

Fa sendra tadidiko hoe tamin'ny heritaona ohatr'izao ilay nanao challenge tamin'ny tenako manokana aho hoe izay modèle alefan'ny client eo dia tsy misy lavina fa na mbola tsy natao mihitsy aza dia étudié-na sy réalisé-na avokoa (jereo amin'ny sary tany aloha tany anie e) 😊
Sady naka , nanampy expérience no sahy ni-affirmer hoe styliste tokoa na dia natahotra aza 😬

Tsy hay izay miandry amin'ity hiver 2O26 ity fa efa spécialité nosafidiana ilay hoe Hoodies dia riatana foana izay tonga eo
Tairo alefaso ny sarin'ny modèle anareo ary e 😎



Tiens , ohatrany tentant bé ity modèle ity a⁉️ 😋🤤
04/04/2026

Tiens , ohatrany tentant bé ity modèle ity a⁉️ 😋🤤

28/03/2026

Tsara kosa ity design 1 ity e 😊
'zay modèle alefanareo eo vitanay daholo 😎🤌

Encore Joyeux Anniversaire 🥹 à l'humain le plus aimable du monde You mean too much for us 😍On t'aime beaucoup 😊🥰
21/03/2026

Encore Joyeux Anniversaire 🥹 à l'humain le plus aimable du monde
You mean too much for us 😍
On t'aime beaucoup 😊🥰

19/03/2026

Tena tsara loatra ilay design dia aleo mba hampilendalendaina ny hafa aloha 🤤☺️😏
Tonga dia MP raha efa manana ny design anao ihany koa ianao fa tsy mangala-tahaka 😅 (tsy manao an'io ho an'olona hafa izahay fa aza matahoatra, anao irery io )
🏡 Itaosy cité
☎️ 0341656418

Address

Antananarivo

Telephone

+261381818750

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DMC textile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DMC textile:

Shortcuts

Share

Category