Quintessence. Mg

Quintessence. Mg Vente d'articles neufs, importés et locaux
Tshirts, haut, jeans, ensembles enfants, t-shirt enfants,...

Bonjour à tousSuite à un incident technique qui s’est produit dans notre atelier , nous ne pourrons désormais pas prendr...
11/06/2026

Bonjour à tous

Suite à un incident technique qui s’est produit dans notre atelier , nous ne pourrons désormais pas prendre vos commandes jusqu’à nouvel ordre🥺

Ialana tsiny indrindra ho an’ireo niantso zay nanao commande porte clé livraison samedi fa misy tsy fahatomombanany tampoka ny ireo milina fampiasanay . Ho antsoina daholo ireo izay efa nandoa avance rehetra.

Miverina manao publication eto izahay rehefa Afaka mandray commande indray.

Misaotra indrindra Tompoko

09/06/2026

Coucou 👋
Io amin’ny video io indray ary ny couleur ana anneaux disponible Amin’ilay porte clé antsika.

❤️Mitohy ny promotion hatramin’ny faran’ny volana juin
14 000ar pour 2 porte clés ( 8 lettres maximum / raha mihoatra dia 14 000ar ny porte clé iray )

‼️Ny commande dia toy ny mahazatra miantso avy hatrany ary mandefa acompte 50% avance / ny reste 50 % amin’ny livraison)
Ny any amin’ny faritra kosa dia totalité

✔️✔️Ny livraison izany dia 72h après acompte otran’ny mahazatra na mihoatra arakarak’izay filaharany ao.

‼️‼️Tsy mandray commande sans appel sy acompte izany izahay satria tsy azonay ho verenana hamidy raha anarana orinasa na surnom ireny ny commandenao.

✔️👌Noho izany miantso foana mitovy Amin’ny taloha ihany aloha isika vao mandray commande mba ialana ilay mp tsy voavaly .

❤️Ary misafidy Amin’Ireto loko anakiroa Ireto: doré sy argenté

Contact 0340490116 ( Andriantsoa Niry Hasina)
Lundi au vendredi: 8h -19h
Samedi : 8h _ 16h

Misaotra indrindra tompoko 🙏🏻

En rupture tanteraka (anneaux doré)izahay fa mamerina ny fisaorana antsika rehetra 😍❤️🙏🏻. Mamerina publication eto vao m...
08/06/2026

En rupture tanteraka (anneaux doré)izahay fa mamerina ny fisaorana antsika rehetra 😍❤️🙏🏻.

Mamerina publication eto vao mandray commande indray

‼️‼️Toy ny mahazatra ihany ny fandraisanay commande

👉Tonga dia miantso avy hatrany ny 0340490116 fa tsy mp satria tsy voavaly ireo mp maro be lasa ao omenay ny date de livraison .
👉72h après acompte 50 %
Ireto ary ny sary ampahany tamin’ny asanay 😍😍
À très bientôt 😍😍
Misaotra foana 😍😍

Bonne fête Maman daholo😍😍👉Tsy mandefa vola intsony aloha ianareo mandrapilamina tsara ny commande rehetra ato.👉Miteny et...
31/05/2026

Bonne fête Maman daholo😍😍

👉Tsy mandefa vola intsony aloha ianareo mandrapilamina tsara ny commande rehetra ato.

👉Miteny eto izahay vao mandray commande indray dia amin’izay fotoana izay Tonga dia miantso avy hatrany fa tsy mety misokatra ny mp Amin ilay marobe nefa voafetra ho 100 mahery kely ny production anay anatin’´y 1 andro.

👉Be dia be ny mp mbola tsy voavaly ao efa tamin’ny semaine ambony ka manomboka fin de semaine appel indray no ifandraisantsika Amin ny commande ho an’izay mandefa acompte anaovanay publication eto

Misaotra indrindra tompoko

Mitsahatra tanteraka aloha ny fandraisana commande porte clé fa full tanteraka anaty andro maromaro ny livraison. Mbola ...
30/05/2026

Mitsahatra tanteraka aloha ny fandraisana commande porte clé fa full tanteraka anaty andro maromaro ny livraison. Mbola Tena hipoka koa ny mp mbola tsy voavaly fa miverina miteny eto izahay vao miverina mandray indray .

Rehefa manomboka mandray indray izahay vao miverina miantso ianareo satria mp antsika izay tena betsaka be.
Misaotra tompoko

29/05/2026

Nohon’ny hamaron’ny mp tsy voavaly dia tsara Tonga dia miantso ny laharana 034 04 901 16

14 000ar ny porte 2 porte clé 9cmx3cm( fond noir ou transparent. Tonga dia alefanao ao n’y details sy ny anarana anakiroa)

‼️Tsy mandray commande intsony izahay raha tsy mandoa Acompte 50% commande 50 % livraison raha tana dia totalité raha avy any amin’ny faritra
0340490116 Andriantsoa Niry Hasina io ihany tsy misy numéro hafa- capturena avy hatrany ny référence

✔️✔️Livraison dia farafaha aingany 72 h apres acompte ( jour ouvrable)
Alefanareo ny contact et lieu anareo dia manomboka 4000ar ny frais de livraison

Azonao atao anarana samihafa fa 8 lettres maximum ny porte clé anakiray. Raha lavabe ny anarana Tonga dia anakiray ihany ny 14 000ar

Teneninay eto foana hoe inona ny jour plein dia inona indray ny jour de livraison.
Misaotra tompoko miasa.

Misaotra antsika rehetra fa feno tanteraka ilay 100 pieces nohenjehina hatramin’ny 9h efa mahery aza fa izay manao comma...
29/05/2026

Misaotra antsika rehetra fa feno tanteraka ilay 100 pieces nohenjehina hatramin’ny 9h efa mahery aza fa izay manao commande porte clé manomboka eto dia Amin ny semaine ambony daholo ny livraison 😍😍. Merci 😍😍🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Valinay tsikelikely ny mp anareo fa Tena mbola lava be
Mandefa acompte 50 % foana alohan’ny commande an

29/05/2026

Bonjour 😍😍
Mba mandefa acompte 50% avant 9h daholo ilay porte clé livrena rahampitso ireo azafady an . Avec capture référence s’il vous plaît. 100 pièces sisa no commande raisinay dia amin’ny semaine ambony daholo miaraka ny avy any amin’ny faritra rehetra

Tonga dia détaillénareo avy hatrany ny anarana anakiroa amin’ilay 9cm ( fond noir ou fond transparent).
Misaotra sahady sady mbola mamaly ny mp anareo be dia be izahay

Idée de cadeaux 🎁 😍. 😍Craquez pour nos magnifiques porte-clés prénom en relief 💖Un accessoire personnalisé, élégant et o...
28/05/2026

Idée de cadeaux 🎁 😍.

😍Craquez pour nos magnifiques porte-clés prénom en relief 💖
Un accessoire personnalisé, élégant et original pour faire plaisir à ceux que vous aimez.

🌟 Prénom en relief 3D
🌟 Design moderne et tendance
🌟 Idéal pour anniversaire, fête des mères, couple, amis ou souvenir spécial

Un petit cadeau… mais une grande attention ❤️
👉❤️Promotion 🥰🥰: 14 000ar pour 2 porte clé (9cmx3cm)

📩 Commandez dès maintenant votre modèle personnalisé !
Appelez directement 0340490116

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Quintessence. Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category