Mimi's shop

Mimi's shop Shopping et vente au détail

😍😍😍 aza tara 😍😍😍
25/03/2026

😍😍😍 aza tara 😍😍😍

⚡⚡ DESTOCKAGE BE ⚡⚡ (miampy cadeau 😁)Tapis d'exposition Moto 🤗(Afaka atao descente de lit)Dimensions : 2m x 0.8mPrix pro...
04/02/2026

⚡⚡ DESTOCKAGE BE ⚡⚡ (miampy cadeau 😁)

Tapis d'exposition Moto 🤗
(Afaka atao descente de lit)

Dimensions : 2m x 0.8m
Prix promo : 70.000ar MONJAAAAA 🤗

Tsy vitan'izany, fa izay roa (2) voalohany mividy dia mahazo CADEAU miaraka amin'ilay tapis 🤗🤗

AZA TARA ARY fa mp avy hatrany 🤗
Manao livraison 🚲🚲

🚨🚨DESTOCKAGE -50% be izao 🛑🛑Lot de 3pcs = 10.000ar 🥰 (au lieu de 20.000ar 😱)Parfum voiture, moto, armoire, mety foana an...
23/10/2025

🚨🚨DESTOCKAGE -50% be izao 🛑🛑

Lot de 3pcs = 10.000ar 🥰 (au lieu de 20.000ar 😱)

Parfum voiture, moto, armoire, mety foana an 😁 manitra be ❤️

Mp haingana sao tara fa lot vitsivitsy sisa an 🚨🚨
Manao livraison / Récupération : Itaosy

Arrivage sac poubelle 15L ⭐120pcs be izao = 15.000ar monja Matevina sy mafy tsara, tsy mora rovitraMp avy hatrany raha h...
07/08/2025

Arrivage sac poubelle 15L ⭐

120pcs be izao = 15.000ar monja
Matevina sy mafy tsara, tsy mora rovitra

Mp avy hatrany raha hi-commande
Manao livraison ary mandefa amin'ny faritra⭐

Mbola misy fa aza tara an ✨✨😁
09/07/2025

Mbola misy fa aza tara an ✨✨😁

Sac poubelle 120pcs 15L 🤗Matevina sy mafy tsara 😊Dimensions : 45 x 60cmPrix : 15.000ar fotsinyyyyy 😊Mp avy hatrany 😁Mana...
23/06/2025

Sac poubelle 120pcs 15L 🤗

Matevina sy mafy tsara 😊
Dimensions : 45 x 60cm
Prix : 15.000ar fotsinyyyyy 😊

Mp avy hatrany 😁
Manao livraison 🛵🚲

Efa vitsivitsy fa aza tara an 🤗Tapis d'exposition moto (afaka atao descente de lit koa an)Dimensions : 2m x 0,8mPrix 85....
19/06/2025

Efa vitsivitsy fa aza tara an 🤗

Tapis d'exposition moto (afaka atao descente de lit koa an)

Dimensions : 2m x 0,8m
Prix 85.000ar

Mp avy hatrany na 0336181999
Manao livraison Tana sy Provinces

🥺🥺🥺
16/06/2025

🥺🥺🥺

Tranga fanapoizinana ara-tsakafo (Intoxication alimentaire) teny Imerikasinina.

Antontan'isa azo androany Alatsinainy tamin'ny 06 ora hariva tao amin'ny HJRA :

- 43 no niditra Hopitaly tao amin'ny HJRA
- 09 namoy ny ainy tao amin'ny HJRA
- 03 namoy ny ainy tany amin'ny Hopitaly hafa (ny 01 tao Andohatapenaka, ny 01 tao amin'ny HOMI, ny 01 tany amin'ny Toeram-pitsaboana tsy miankina)
- 13 ao anatin'ny fahasarotana
- 21 tsy dia misy ahiana intsony

Sary sy vaovao Minisiteran'ny serasera sy ny kolon-tsaina.

Arrivage Sac poubelle 15L 🤗120pcs ( 30sacs x 4rouleau)Dimension : 45cm x 60cmMatevina tsara✨Prix : 15.000ar monja0336181...
14/06/2025

Arrivage Sac poubelle 15L 🤗

120pcs ( 30sacs x 4rouleau)
Dimension : 45cm x 60cm
Matevina tsara✨

Prix : 15.000ar monja

0336181999

Mp pour commander
Manao livraison eto Tanà ary mandefa provinces🚲🛵

Address

Itaosy 102
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 21:30
Tuesday 08:30 - 21:30
Wednesday 08:30 - 21:30
Thursday 08:30 - 21:30
Friday 08:30 - 21:30
Saturday 08:30 - 21:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mimi's shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category