20/06/2026
Misaotra betsaka anareo rehetra nandalo sy nanjifa ny entanay nandritra ny Vente Privée tao amin'ny Le Pavé Antaninarenina omaly sy androany🥰❤️
Faly izahay nihaona taminareo ary mankasitraka indrindra ny amin'ny fanohanana sy ny fahatokisana🥹🥹
Aza adino ny manaraka hatrany ny pejinay mba tsy ho tara amin'ireo vaovao sy tolotra manaraka
Mirary soa ho anareo rehetra🫶🏻❤️