24/06/2026
🎓🤎 Fa maninona tokoa no isaorana ny maîtresse rehefa mifarana ny taom-pianarana ?
Satria tsy fampianarana fotsiny no ataon’izy ireo, fa tena mitarika sy manampy ny zanatsika handeha amin’ny làlana tsara isan’andro 🌱
Mampianatra, mampahery, manam-paharetana, ary mandray anjara lehibe amin’ny fivoaran’ny ankizy izy ireo ✨
Indraindray dia fihetsika kely fotsiny no ampy hilazana hoe : « Misaotra tamin’ny zavatra rehetra nataonao » 🤎
🎁 Idée cadeau tsotra sy mora : scrunchie, barrette à nœud… fa mahafaly foana satria avy amin’ny fo 💝
Misy maîtresse ny abonnés Maël 261 ? Mankasitraka sy misaotra anareo an 🙏🏻🤎