13/08/2026
‼️ Efa tonga indray fa aza tara ann‼️
✨ GOURDE THERMOS INOX SUS 316 ✨
✅ Acier inoxydable
✅ Mitazona hafanana/hatsiaka maharitra be
✅ Mety tsara hoan'ny olona rehetra na ny kely na ny lehibe
✅ Misy tadiny mora hitondrana azy
✅ Misy filtre
✅ Misy loko azo isafidianana
17.000Ar ny 800ml
18.000Ar ny 1L
📢 Araraoty fa mandalo ny mora
🚚 Livraison partout à Madagascar
📞 0348577383
Watsapp: +261 34 17 276 38