12/03/2024
⚜️CHIFFON MICRO FIBRE PEAU DE CHAMOIS ⚜️
🔸Mety atao fanamainana tsara satria mitroka rano betsaka ilay chiffon .
Azo ampiasaina amin'ny
🔹 Fanamanaina fiara rehefa avy manao LAVAGE ,
🔹 Azo ampiasaina ao atrano ihany koa atao famafana vilia avy nosanana,
🔹Azo atao ihany hanamainana Volo avy nosasana, sns...
⛔Fomba fitehirizana azy :
🔸Akobana mba hinana tsara ilay loto rehefa avy nampiasaina
🔸Averina apidirina ao anatin'ny fitoerany.
🔸Avela ho mando foana ilay chiffon rehefa ampidirina ao anaty fitoerany.
📏DIMENSIONS :
✅ 43cm x 32cm x 0,2cm:15.000Ar
✅ 64cm x 43cm x 0,2cm: 20.000 Ar
📌 Efa misy boaty fiterizana azy ilay chiffon.
➡️Misy loko maro azo isafidianana; Rose,Jaune , violet bleu , vert
Disponible chez SHOP AUTO MDG
📲 0342162161 (Whatsapp)
📧 [email protected]
🏠Adresse de récupération Arret bus Tanimalaka soavinadrina Besarety lalana mankany amin'ny hopitaly Girard na Homi SOAVINADRIANA
Mandefa any amin'ny faritra ✈️ 🛵 🚲