Lamodinay

Lamodinay Lamodinay boutique de vente en ligne et créations de vêtements pour femmes.

Ireto sary vitsy2 ireto no entinay misaotra anareo tonga maro nanjifa teny amin'ny "Stand" "food court Barea Mahamasina"...
08/09/2026

Ireto sary vitsy2 ireto no entinay misaotra anareo tonga maro nanjifa teny amin'ny "Stand" "food court Barea Mahamasina" nandritran'izay 4andro izay

Noho ny fangatahanareo be dia be🙏 dia tohizantsika eto amin'ny page ilay "Prix Promotion" tsika

Eto amin'ny page eto indray aloha isika mandrampiandry ny foire manaraka 🥰

⛔️Ensemble polka⛔️   ❌️Offre sans retour❌️  35.000ar
05/09/2026

⛔️Ensemble polka⛔️
❌️Offre sans retour❌️
35.000ar

⛔️Offre sans retour⛔️       ️Ensemble polka       35.000MGA
04/09/2026

⛔️Offre sans retour⛔️
️Ensemble polka
35.000MGA

⛔️Offre spécial back to school⛔️  ❌️Sans retour❌️Ety amin'ny food court Barea Mahamasina
04/09/2026

⛔️Offre spécial back to school⛔️
❌️Sans retour❌️
Ety amin'ny food court Barea Mahamasina

04/09/2026

⛔️Offre Back to school⛔️
❌️Sans retour ❌️
Ety amin'ny Food court Barea Mahamasina
Tongava ety amin'ny Stand fa sady afaka manandrana tsara

Ensemble 20.000ar-35.000ar
Pantalon 15.000ar

"Back to school"Fotoana hihaonantsika indray ny 03Septembre hatramin'ny 06Septembre hoavy izaoEo alohan'ny "Food Court "...
30/08/2026

"Back to school"
Fotoana hihaonantsika indray ny 03Septembre hatramin'ny 06Septembre hoavy izao
Eo alohan'ny "Food Court " Barea Mahamasina

Tena hoe arrivage be dia be no efa nomaninay aminio fotoana io

Prix efa hainareo fa "Prix Promotion be foana"

Mirary Asaramanitra feno fifaliana ho antsika rehetra 🥰
25/06/2026

Mirary Asaramanitra feno fifaliana ho antsika rehetra 🥰

Pantalon à rayure bleu Prix liquidation be
24/06/2026

Pantalon à rayure bleu
Prix liquidation be

Fotoanantsika manaraka indray Eo amin'ny "Parking Antaninarenina"Ny 22jona hatramin'ny 25jonaStand numéro 17 Miomana ind...
08/06/2026

Fotoanantsika manaraka indray
Eo amin'ny "Parking Antaninarenina"
Ny 22jona hatramin'ny 25jona

Stand numéro 17

Miomana indray fa efa ho ataonay be dia be ny arrivage😊🙏

Jour 2"Grande marché de Tana " spécial fête des mères Ety amin'ny Stade Barea Mahamasina Hatramin'ny dimanche izahay no ...
29/05/2026

Jour 2
"Grande marché de Tana " spécial fête des mères
Ety amin'ny Stade Barea Mahamasina
Hatramin'ny dimanche izahay no ety
Stand numéro 29 et 51
Aza adino mandalo sy manararaotra ireo fihenambidy atolotray 🥰

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 20:00

Telephone

+261380593474

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lamodinay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lamodinay:

Shortcuts

Share