09/06/2026
✨ Habby's Today ✨
Tongasoa eto amin’ny Habby's Today, toerana itokisanao hahitana vokatra kosmetika tena izy sy manara-penitra avy any France sy Allemagne. 🌸🇫🇷🇩🇪
Manolotra fikarakarana tarehy, vatana ary volo izahay, voafantina tsara mba hanomezana kalitao, fahombiazana ary fiarovana ho an’ny mpanjifa. Ny vokatra rehetra dia 100% authentiques, avy amin’ny mpamatsy azo antoka ary mifanaraka amin’ny fenitra eoropeana.
💄 Kosmetika sy soins de beauté
🌿 Vokatra kalitao avy any Eoropa
✅ 100% Authentiques
🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara
💬 Torohevitra sy fanampiana manokana ho an’ny hatsaranao
Habby's Today – Ny hatsaranao, ny fahatokisanao, ny kalitao eropeana. ✨💕