Mih Randria Couture

Mih Randria Couture 𝕀𝕝𝕒𝕪 𝕟𝕒𝕞𝕒𝕟𝕒 𝕒𝕜𝕒𝕚𝕜𝕪 𝕒𝕟𝕒𝕠

18/05/2026

😊 Azonao atao ny mi_commande Peignoir Mafatifaty kely ato aminay, ho an'i Neny🥰,
🫣 Sady efa manomboka ny ririnina🌹

🫣 Manà I-LIKE mihitsy ity fiainana ity teo alohan'ny Paka😂
07/04/2026

🫣 Manà I-LIKE mihitsy ity fiainana ity teo alohan'ny Paka😂

07/04/2026

🫡 Technologie 🙂



Mih Randria Couture

24/03/2026
😊 Tsy sérieux ilay saika haka azy,45.000ar izy rehetra, mety tsara amin'ilay machine misy zigzag ireny, Mp direct, izay ...
20/03/2026

😊 Tsy sérieux ilay saika haka azy,
45.000ar izy rehetra, mety tsara amin'ilay machine misy zigzag ireny,
Mp direct, izay tonga aloha no mahazo azy🥰

11/03/2026

🥰 sur commande ihany 🤞
Ity kit complet 42 pièces ity dia tena ilainao raha efa nouveau modèle ny machine anao.
👉 Ho ampianarina anao eto daholo ny fampiasana azy tsirairairay.fa harao tsy tapaka ny pejy🥰

07/03/2026

🫣 Otran'izao mihitsy paoziko rehefa eny Ambodin'isotry, Mitady ny lamban'ny client 😤😂

🫣 Tsy haiko ianareo fa ity fisafidianana lamba ity sy ny anarana lamba no zavatra iray tsy mba haiko indrindra,😅 Ny ahy ...
06/03/2026

🫣 Tsy haiko ianareo fa ity fisafidianana lamba ity sy ny anarana lamba no zavatra iray tsy mba haiko indrindra,
😅 Ny ahy mahita lamba vao mahita style, fa ny hafa mahita style izay vao mitady lamba😂

Mih Randria Couture

05/03/2026

Zazalahikely manodidina ny 8 taona no indrisy fa namoy ny ainy rehefa notafihin’ny voay tao amin’ny kaominina Berevo, distrikan’i Belo-Tsiribihina, araka ny vaovao voaray.
Araka ny fanazavana azo, nandro tao amin’ny reniranon’i Tsiribihina ilay zaza no nitrangan’ity loza mampalahelo ity.
Niditra an-tsehatra avy hatrany ny mpitandro filaminana ka nitifitra ilay voay. Na izany aza anefa, efa tsy voavonjy intsony ilay zaza tamin’izany fotoana izany.
⚠️ Antso fanairana ho an’ny mponina manodidina ny renirano mba hitandrina fatratra, indrindra rehefa misy ankizy manakaiky rano, noho ny fisian’ny voay.

😉 Une année de plus, 5 ans d’expérience dans le domaine de la couture. Et pourtant, je continue d’apprendre chaque jour....
05/03/2026

😉 Une année de plus, 5 ans d’expérience dans le domaine de la couture. Et pourtant, je continue d’apprendre chaque jour. 🥰✂️

Address

Ankadindramamy
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mih Randria Couture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mih Randria Couture:

Shortcuts

Share