25/01/2024
Fanjairana (SHL) ?
Izahay dia mampanao Stage de formation na Fampiofanana ho anao ny :
👉🏻 ny alatsinainy 29 sy talata 30 Jan : 9h-4h
Na ny :
👉🏻 Alakamisy 01 sy zoma 02 Feb : 9h-4h
Izahay miantoka ny fitaovana rehetra ampiasaina mandritra ny fiofanana.
Miantsoa sahady ny laharana 034.24.038.38 fa voafetra ny toerana.
Cenam 67 ha Village artisanal box 38.
Tarif : 30.000 ar ny 2 andro.