Girlz Store

Girlz Store Because every girl deserves her aesthetic touch 💋

30/05/2025

PROMOTION MILK COTON 💯🔥 3 000 AR / pc 😉 COMMANDE AVANT MIDI IHANY. LIVRAISON APRÈS-MIDI OU DEMAIN 😊😊

ALERTE 🚨 MILK COTON BLANC ! Aingana fa sao taraiky indray 😁- 3 500 ar l'unité - 20 000 ar , paquet de 6 pièces ✨ - Raha ...
26/05/2025

ALERTE 🚨
MILK COTON BLANC ! Aingana fa sao taraiky indray 😁
- 3 500 ar l'unité
- 20 000 ar , paquet de 6 pièces ✨
- Raha maka +10 pcs dia lasa 3 000 ar ny unité, zany hoe 10pcs à 30 000 ar .

‼️ Tout achat supérieur à 15 000 ar devrait être confirmé par le versement d'un acompte de 50% .
‼️ Livraison à partir de 3 000 ar

MP VITE POUR COMMANDER .
*Misy coloris maro dispo . Mp mp mp ✨✨🚨🚨

Bonne fête à toutes les mamans abonnées 🩷 et les mamans des abonnés 🫶🏼 Ho feno fitiavana sy tsiky anie ny tontolo andron...
25/05/2025

Bonne fête à toutes les mamans abonnées 🩷 et les mamans des abonnés 🫶🏼

Ho feno fitiavana sy tsiky anie ny tontolo andronareo. 🫶🏼
Ary fahasambarana sy fahombiazana sy fitahiana no hanenika ny fiainanareo 🤍

Tsiaro ihany koa ho an'ireo efa nilaozan'ny neny, tsiaro ho an'ireo saika lasa reny. 🤍 Fantatray ny fonareo be fitiavana . Ho tahiana hatrany ianareo.

🪻Un bouquet qui ne fane jamais, pour un amour qui ne s'éteint pas 🪻 | PAIX • TENDRESSE • SOUVENIRS | La lavande, symbole...
21/05/2025

🪻Un bouquet qui ne fane jamais, pour un amour qui ne s'éteint pas 🪻
| PAIX • TENDRESSE • SOUVENIRS |
La lavande, symbole d'apaisement et de fidélité , évoque la douceur maternelle et le calme que seule une maman sait offrir 🤲🏼💜

Ce bouquet a été tissé avec soin, amour et patience. Il ne se fane pas parce qu'il porte en lui l'éternité de votre reconnaissance 💜🫂

Amin'izao fetin'ny neny izao. Teneno izy hoe
" Misaotra misy, misaotra amin'ny zavatra rehetra , TIAKO I NENY. " 🫶🏼

👉🏼 20 000 ar avec une carte personnalisée

Tao aorian'ny tsy nampozina iny, dia miverina izahay. COTON + ACRYLIQUE 🧶Misy loko maromaro ahafahanao misafidy 🫟 afaka ...
20/05/2025

Tao aorian'ny tsy nampozina iny, dia miverina izahay.
COTON + ACRYLIQUE 🧶
Misy loko maromaro ahafahanao misafidy 🫟 afaka miditra mp toy ny mahazatra raha hijery couleurs. ( Amin'ny mp izy "à jour" ny couleur , izay couleur disponible amin'ny instant -t- iny no ampisehonay anao )

👉🏼 Tsy miady varotra intsony .
Ny mpanjifa matetika efa mahafantatra fa manome kadoa sy fihenam-bidy izahay raha maka maro "be" 🎁

♦️ Livraison manomboka @ 3000 ar
♦️ Récupération possible amin'ny ora sy toerana hifanarahana mialoha ao amin'ny mp

🛍️ Raha mihoatra ny 15 000 ar ny total an'ny achat anao , dia tsy maintsy mandoha acompte 50% ianao ho confirmation ( misy manko manafatra entana 250 000 ar , avy eo tonga izahay hi livrer , dia hajanona hono 🥱 )

Mifanampy isika , mifanohana 💕 efa prix farak'izay mora no omena anareo.

Eo ara , vonjivonjeo 🫶🏼

📢 VAOVAO sady PROMOTION 📢 🧶 Coton milk 200 g = 14 000 ar 🧶 Velours 75g = 5 000 ar 🧶 Velours 50g = 4 500 ar 🫶🏼 Conditions...
05/05/2025

📢 VAOVAO sady PROMOTION 📢
🧶 Coton milk 200 g = 14 000 ar
🧶 Velours 75g = 5 000 ar
🧶 Velours 50g = 4 500 ar

🫶🏼 Conditions tsy miova !
Ny achat mihoatra ny 15 000 ar dia ilana confirmation amin'ny fandohavana acompte 50% farafahakeliny . ( MVOLA IO ☺️ )

🫶🏼 Livraison mardi hatramin'ny samedi

🫶🏼 Récupération possible arakaraka izay fotoana sy ora hifanarahana

🚩 Mbola manome fihenam-bidy izahay raha maka maro be ianareo

🚩 Hanontanio amin'ny mp ny loko ilainao aryy

Eo indray ara 🔥 VELOURS indray ara izao 🫵🏼  mp raha hijery couleurs 📱 mbola misy maro azo hisafidianana ! 5 500 ar - 50 ...
10/04/2025

Eo indray ara 🔥 VELOURS indray ara izao 🫵🏼 mp raha hijery couleurs 📱 mbola misy maro azo hisafidianana !

5 500 ar - 50 g
Raha maka 6 pièces na mihoatra dia 5 000 ar ✨
6 000 ar - 75 g
Raha maka 6 pièces na mihoatra dia 5 500 ar


Service de livraison amin'ilay mahafam-po anareo hatrany , sarany mirary 3 000 ar na mihoatra arakaraka ny toerana 😊

Afaka alaina , toerana miovaova araka ny fotoana izay hifanarahana mialoha ao amin'ny mp 😊

☎️ 034 38 392 71 vonona mandray anareo amin'ny antso foana .
WhatsApp ihany koa disponible ahafahanareo mandefa commande.

*Afaka mandefa mp na hoe manontanintany couleur fotsiny ara .
* Tsy miady varotra intsony .
Raha maka maro be dia omenay réduction eny atsefatsefany eny 😁

😊 Am-pifaliana hatrany no handraisanay anareo. Faly izahay rehefa afam-po ianareo ❤️

Ary, misaotra tompoko ❤️ Lany ny MILK COTON blanc 100 isa mahery . ☺️ Misaotra tamin'ny fahatokisana nasehonareo 🤝

Hello cutes friends 🤎🩰 La vente de pelote continue , toujours à un prix qui vous fait sourire, non ? 😄 À seulement 18 00...
19/03/2025

Hello cutes friends 🤎🩰
La vente de pelote continue , toujours à un prix qui vous fait sourire, non ? 😄

À seulement 18 000 ar pour 6 pièces de milk coton , de haute qualité 🫵🏼 n'hésitez plus !!! It's tiiiiiimeeeee to buy yours 🖲️

🛒 Livraison à partir de 3 000 ar et partout à Madagascar
📍 Récupération possible

DM moi pour commander ara , disponible de suite daholo an 🤝

Salama aby ry namako ato 🩷👘 Eny hoy'aho, nohon'ny tsingerin-taona izay manakaiky dia hanolotra fanomezana ho anareo izah...
17/03/2025

Salama aby ry namako ato 🩷👘
Eny hoy'aho, nohon'ny tsingerin-taona izay manakaiky dia hanolotra fanomezana ho anareo izahay.

Fampianarana mivantana maimaim-poana ho an'ireo olona 3 mahazo points betsaka indrindra amin'ny interaction hebdomadaire amin'ity herinandro ity 📌

❎ Tsy miantoka fitaovana izahay
* Ny ora sy fotoana dia araka izay hifanarahana ( volana aprily kosa anefa )

Araho tsy tapaka fa mbola hisy fanomezana marobe hozaraina e 🤗

Hello cuties 🦩🍥J'espère que vous allez bien ... Moi , je pète la forme 💆🏼‍♀️OUI, très chères, je reçois toujours vos com...
06/03/2025

Hello cuties 🦩🍥
J'espère que vous allez bien ... Moi , je pète la forme 💆🏼‍♀️
OUI, très chères, je reçois toujours vos commandes en mp 🫵🏼

Don't worry , je vous réponds dès que possible 🩰🍃

Vous connaissez trop notre principe 🪇 La QUALITÉ de produits et de services sont toujours au rendez-vous 🍋‍🟩

Nous prenons vos critiques afin de nous améliorer continuellement 💡

Dm moi pour toutes vos commandes 🛒

034 38 392 71 , je suis dispo sur WhatsApp

See you 🪭🔮

Address

Mandroseza
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 18:00
Tuesday 06:00 - 18:00
Wednesday 06:00 - 18:00
Thursday 06:00 - 18:00
Friday 06:00 - 18:00
Saturday 10:00 - 15:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Girlz Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share