Mia Bella

Mia Bella Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mia Bella, Antananarivo.

✅GROSSISTE SACS ~ VÊTEMENTS ~ BIJOUX
✅VENTE DETAIL et GROS
✅ LIVE SHOPPING
✅TIKTOK: https://www.tiktok.com/.0?_t=ZM-8vkdX3937bS&_r=1
✅ +261322215178
✅ LIVRAISON PARTOUT MADAGASCAR

11/06/2026

Arabaina i Aromalala Natiora sy Nicole Tahinalahatra nahazo bonbon 🥳
actif be izy reo ♥️aza miala fa anjaranao manaraka eo 😘😘

😘Coucou daholo ooo. 😘🟢Ampafantarina kely antsika fa ezahina vitaina ny ampitso ny commande foana ny livraison ny entana ...
11/06/2026

😘Coucou daholo ooo. 😘

🟢Ampafantarina kely antsika fa ezahina vitaina ny ampitso ny commande foana ny livraison ny entana rehetra kanefa possible misy fahatarana satria maro sady ngeza ny colis noho ianareo maka en gros .
🔴Ny paiement Mobile money mba alefa avant 10h mba ho lasa miaraka am namany ny entanareo.
🟡Livreur anaky 2 aloha zao no ato am Mia Bella ka miezaka mamita hatrany araka izay tratra.
🔵Ny coordonné dia am hariva mihitsy vo tonga eo ampelatanany commerciale ka hariva no alefa any aminareo.
Merci pour votre patience!

10/06/2026

Special kapa mora😍😍😍

10/06/2026

😃😃Asintsika Live pirate, pakopako, kapagasy en gros ve eee
Alefaso ny partage sy ny coeur dia mandeha 😍

10/06/2026

Raikitra ty ry zareo annn!!!
Kapa en gros!!
Mora hatrany

10/06/2026

🌺Coucouuuuu
👉Direct dépot tsika avy eo

❤️Alefa fona ny coeur sy partage kiiia. ❤️

😊Iza le mbola tsy nahazo an'ireto corset mamy kely  reto ?😋😉Aza mitady lavitra tsony ary !🥰😘mbola dispo daholy reo coule...
09/06/2026

😊Iza le mbola tsy nahazo an'ireto corset mamy kely reto ?😋
😉Aza mitady lavitra tsony ary !🥰
😘mbola dispo daholy reo couleur reo ato anh !!!😍

😘Robe bomba mlay be ndray ary zao anh 🥰😊averiko fona hoe raha taraiky eo d tsy mahazo anh 😉
09/06/2026

😘Robe bomba mlay be ndray ary zao anh 🥰
😊averiko fona hoe raha taraiky eo d tsy mahazo anh 😉

😋Robe long mafana kely oh 😘🥰Prix mora be fa aiza daholo nareo reto ah 😋☺️Mampalahelo anie raha taraiky eo eh 😞
09/06/2026

😋Robe long mafana kely oh 😘
🥰Prix mora be fa aiza daholo nareo reto ah 😋
☺️Mampalahelo anie raha taraiky eo eh 😞

😋Alefa mora be aki tony ry maman ato ah !😘💬MP malaky nareo fa hafa ihany anie le mbola afaka misafidy eh!!!🥰
09/06/2026

😋Alefa mora be aki tony ry maman ato ah !😘
💬MP malaky nareo fa hafa ihany anie le mbola afaka misafidy eh!!!🥰

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mia Bella posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mia Bella:

Share