Tailleur NyHasintsoa

Tailleur NyHasintsoa sur mesure, décorations d'intérieur
Alors, n'hésitez pas à passer vos commandes

Bonjour😊
Alors, NyHasintsoa Créa fait tous les travaux faits main: création des sacs, boîtes de rangement... en crochet selon labdemande, de vêtements (robes, vestes...)

salama e, mitady an'ireo loko amin'ny sary ireo zay manana azafady! Vidiny sy lanjany? mankasitraka e
10/10/2025

salama e, mitady an'ireo loko amin'ny sary ireo zay manana azafady! Vidiny sy lanjany?
mankasitraka e

Coucou les filles, les mamans🥰🥰🥰Be entana be foana isika rehefa mivoaka, be korontana be miaraka amin'ilay zazakely🫣😍 Na...
15/09/2025

Coucou les filles, les mamans🥰🥰🥰
Be entana be foana isika rehefa mivoaka, be korontana be miaraka amin'ilay zazakely🫣😍 Natao hoantsika ity poketra ity sady lehibe no mahafatifaty. Koa midira ao amin'ny hafatra miafina ary manao commande sy misafidy ny loko tiantsika
Teo izoa dia raphia synthétique no nosafidiana nanamboarana ity sac ity. Azo sasana tsara rehefa maloto😁😁
Koa ndao ary e.
Ny vidiny: 90.000Ar
Ny habeny: 40cmx25cm
Za manokana aloha tafiditra ao daholo ny entako miaraka amin'ny an'ilay zazakeliko e🥰😁

Ndao ianjaika foana🫣😁Crop top vita amin'ny fil cotton 100%Midira mp ary dia ataovy ny commande😘
03/09/2025

Ndao ianjaika foana🫣😁
Crop top vita amin'ny fil cotton 100%
Midira mp ary dia ataovy ny commande😘

Rehefa ilay nanandrana hoe ohatran'ny ahoana kay ny poziko raha manao béret🫣🥰Mety ve?Raha ohatr'ahy koa ianareo tia bére...
13/08/2025

Rehefa ilay nanandrana hoe ohatran'ny ahoana kay ny poziko raha manao béret🫣🥰
Mety ve?
Raha ohatr'ahy koa ianareo tia béret dia mandefasa hafatra miafina manao commande

Bonjour les amis et les amies,Chez Tailleur NyHasintsoa et NyHas Créa, nous exploitons le côté rétro et stylé du monde d...
18/07/2025

Bonjour les amis et les amies,
Chez Tailleur NyHasintsoa et NyHas Créa, nous exploitons le côté rétro et stylé du monde du crochet: nappe, robe, couverture, nappe de table et plus encore. Alors, n'hésitez pas à passer commande☺☺☺ en envoyant vos modèles et en nous faisons confiance😘

Crop top adapté pour cette saison les filles. Ces crop sont faits à la main avec amour alors n'hésitez plus de passer co...
26/06/2025

Crop top adapté pour cette saison les filles. Ces crop sont faits à la main avec amour alors n'hésitez plus de passer commande en mp😉 le prix est à partir de 35.000Ar selon la taille

Robe mamikely😊😊😊aza misalasala raha hanamboarana ohatran'io ianao.Taille S amin'ny vidiny 60.000Ar raha 85 cm ny halavan...
07/06/2025

Robe mamikely😊😊😊
aza misalasala raha hanamboarana ohatran'io ianao.
Taille S amin'ny vidiny 60.000Ar raha 85 cm ny halavany☺.
Midira hafatra miafina ary☺

23/04/2025

Bonjour daholo,
Tianareo ve raha hanao atelier de crochet kely isika?
Commenteo ary raha liana isika dia jerentsika miaraka ny fotoana mampety azy🥰😁

Efa hoavy zao ny vanim-potoan'ny ririnina, ndao indray ary iaraka ihomana ny amin'izany isika😉😉😉Aza misalasala miditra m...
23/04/2025

Efa hoavy zao ny vanim-potoan'ny ririnina, ndao indray ary iaraka ihomana ny amin'izany isika😉😉😉
Aza misalasala miditra mp raha misy modèle tianao na hanaovana tahakio ianao😘😘
Mirary soa

Salama e😁Ndao indray ary hiverina amin'ny vanim-potoana niainan'ireo ray aman-drenintsika e🫣😁😂Sac mety hoentina mivoaka,...
16/04/2025

Salama e😁
Ndao indray ary hiverina amin'ny vanim-potoana niainan'ireo ray aman-drenintsika e🫣😁😂
Sac mety hoentina mivoaka, mandeha plage, hitondrana entana betsaka hoan'ireo mitaiza🥰
Ankafizo ary dia aza misalasala miditra mp raha mahaliana antsika ilay sac.

Address

Tsiadana
Antananarivo

Telephone

+261342533776

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tailleur NyHasintsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tailleur NyHasintsoa:

Share