NOΓ–R Fashion

NOΓ–R Fashion " π—•π—’π—¨π—§π—œπ—€π—¨π—˜ π—˜π—‘ π—Ÿπ—œπ—šπ—‘π—˜ "
Vente des vΓͺtement des modes , Classique et Accessoires : IMPORTΓ‰ / AUTHENTIQUE

BeautΓ©, parfums ect ...

✨ LOBAKA MIHAJA, Pierre CardinSlim fit - IMPORTΓ‰ - Authentique - 100%cotton85.000ArWatssApp +261 32 24 167 72
06/09/2026

✨ LOBAKA MIHAJA, Pierre Cardin

Slim fit - IMPORTÉ - Authentique - 100%cotton

85.000Ar
WatssApp +261 32 24 167 72

06/09/2026
🌟❀️
04/09/2026

🌟❀️

β€οΈπŸ’―πŸŒŸL’élΓ©gance ne se crie pas, elle se remarque.
03/09/2026

β€οΈπŸ’―πŸŒŸ
L’élΓ©gance ne se crie pas, elle se remarque.

😭πŸ”₯ RESY TANTERAKA AMIN'IZAO  πŸ’―πŸ’”Tompo oooΓ΄,Mitalaho aminao izahay ny amin'ny mpiray tanindrazana aminay.🀲 Omeo hery sy fa...
01/09/2026

😭πŸ”₯ RESY TANTERAKA AMIN'IZAO πŸ’―πŸ’”

Tompo oooΓ΄,
Mitalaho aminao izahay ny amin'ny mpiray tanindrazana aminay.

🀲 Omeo hery sy faharetana izy ireo manoloana an'izao fitsapana izao.
🀲 Ary omeo fahendrena koa ireo Tompon'andraikim-panjakana mba hahay ny tokony ho ataony manoloana an'izao.
🀲 Omeo FO ❀️ feno FITSIMBINANA sy FIFANKATIAVANA ireo Mpiray tanindrazana aminy, ihany koa ny vahoaka malagasy mba hahay hifanohana ny amin'izao zavatra izao ❀️

🀝πŸ”₯ π“πŽπ‹πŽπ“π€π†ππ€ π‡πŽπ€π' π€ππƒπ‘π€ππŽπŒπ€π•πŽ πŸ”₯‼️Tragno maherin'ny 450 ny ravan' AFO tao anatin'ny ora vitsivitsy., vaky fo sy ory tant...
01/09/2026

🀝πŸ”₯ π“πŽπ‹πŽπ“π€π†ππ€ π‡πŽπ€π' π€ππƒπ‘π€ππŽπŒπ€π•πŽ πŸ”₯‼️

Tragno maherin'ny 450 ny ravan' AFO tao anatin'ny ora vitsivitsy., vaky fo sy ory tanteraka ny mponina ary marefo izy amin'izao.

Ndao hifanohana sy hifanampy hoazy ireo isika, satria iray tsy mivaky ny Malagasy β€οΈπŸ‡²πŸ‡¬

Ndao hanome izay voa tsirambin'ny Tanana-ntsika mba hanohanantsika azy ireo ,
Alefaso izay misy any fa raisinay antandroa Tompoko.
+261 34 29 934 24 Heriniaina
+261 32 24 167 72 Heriniaina

πŸ“ ANDRANOMAVO - CR VATANA - MANAKA - FITOVINAGNY - FIANARANTSOA - MADAGASIKARA

β€ΌοΈπŸ€ TOLOTAGNA HOAN’ ANDRANOMAVO , Commune Rurale VATANA - Distrikan'i Manakara - Faritra Fitovinagny  Zavatra kely avy a...
01/09/2026

β€ΌοΈπŸ€ TOLOTAGNA HOAN’ ANDRANOMAVO , Commune Rurale VATANA - Distrikan'i Manakara - Faritra Fitovinagny

Zavatra kely avy amintsika dia mety ho fanampiana lehibe ho an’ny hafa. ❀️

Andao hifanampy, hifampitsinjo ary hiray hina ho an’ny mponin’i Andranomavo.

πŸ’™ Ny firaisankina no hery.
πŸ’™ Ny fifanampiana no fototry ny fandrosoana.

Na kely na lehibe, raisina am-pankasitrahana ny fanampiana. Raha fitaovana no anananao dia raisinay ihany koa, ary ho alefa eto avokoa ireo Tatitra momba an'izay fanampiana misy Tompoko

πŸ“ž +261 32 24 167 72 β€” Heriniaina
πŸ“ž +261 34 29 934 24 β€” Heriniaina

πŸ“’ Ny fizarana ity publication ity ihany koa dia efa endrika fanohanana.

πŸ“ Andranomavo β€” TanΓ nako, TanΓ nantsika.
πŸ‡²πŸ‡¬ Iray tsy mivaky ny Malagasy. ❀️

✨🧑ThΓ¨mes  Rouille et GRIS sombre Chemise + Pentalon +  chaussure  +   ceinture πŸ“¦πŸ“ Seulement 554.000Ar au lieu de 625.000...
30/08/2026

✨🧑Thèmes Rouille et GRIS sombre
Chemise + Pentalon + chaussure + ceinture πŸ“¦

πŸ“ Seulement 554.000Ar au lieu de 625.000Ar
WatssApp +261 32 24 167 72 πŸ‡²πŸ‡¬

🌿 Chemise class  ,Anisan'ny loko tena maro mpitia sy mpitady izy ity.Mba fantatrao ve ny anton'izany ?Mba soraty ao amin...
30/08/2026

🌿 Chemise class ,
Anisan'ny loko tena maro mpitia sy mpitady izy ity.
Mba fantatrao ve ny anton'izany ?
Mba soraty ao amin'ny Commentaire hoe, mba ho jerentsika ❀️

NB : Tsy voatery hitovy ny antompitiavana 😎

🀡 Costard ensemble double boutonsDisponible de suite ato amin'ny NOΓ–R Fashion , ary misy  S-M-L-XL-XXL - ###L  /// 44-46...
29/08/2026

🀡 Costard ensemble double boutons

Disponible de suite ato amin'ny NOΓ–R Fashion , ary misy S-M-L-XL-XXL - ###L /// 44-46-48-50-52-54-56.

Seulement 340.000Ar
WatssApp +261 32 24 167 72

Address

IVATO Facebook
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 21:30
Tuesday 06:00 - 21:30
Wednesday 06:00 - 21:30
Thursday 06:00 - 21:30
Friday 06:30 - 21:30
Saturday 06:00 - 21:30
Sunday 06:00 - 21:30

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NOΓ–R Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share