CHEZ NOUS

CHEZ NOUS Ⓘⓣⓨ ⓟⓔⓙⓨ ⓘⓣⓨ ⓓⓘⓐ ⓝⓐⓣⓐⓞ ⓗⓘⓕⓐⓜⓟⓘⓩⓐⓡⓐ ⓘⓩⓐⓨ ⓜⓐⓗⓐⓢⓞⓐ

22/02/2026

Tonga indray ny arrivage,détail mp

23/01/2022

La langue des signes ABCD …

30/12/2021

FRANC ANTONIO NORBERT NO ANARANY.

Ity lehilahy ity no mpanamory sady tompon’ilay lakana « MS Francia III » izay namoa-doza ka namoizana aina mpiray tanindrazana tao Soanierana Ivongo. Mbola tsy hita izy hatramin’izao ary hanaovana fikarohana .

Tsiahivina fa olona 2 hatreto no nosamborina tao amin’ny faritra manodidina an’i Mananara avaratra. Izy ireto dia anisany mpahandro sakafo tao anatin’ilay sambo.

Izany hoe mpiasan’ilay mpandraharaha tompon’ity sambo ity « MS Francia III ». Voasambotra ary hatao andrimaso ao amin’ny mpitandro ny filaminana ireo roalahy ireo.

« Ireo roa ireo no tra-tehaka saingy izay rehetra nandray anjara na mivantana na ankolaka dia tsy maintsy atolotra ny fitsarana avokoa » : hoy ny loharanom-baovao avy amin’ireo manampahefana any an-toerana .

23/12/2021

⭕IREO MPILALAO BAOLINA KITRA MALAZA ATY AFRIKA IZAY VOASOKAJY HO MANAN-KARENA INDRINDRA TAFIDITRA ANATY TOP 10😊.
Ny telo amin'izy ireo dia teratany Ivoriana avokoa ,anisan'izany i Didier Drogba,Yaya Touré ary i Kolo Touré .
Ireto avy izy ireo sy ny filaharany :

1er Samuel Eto’o (140 millions de dollars)
2ème Didier Drogba (100 millions de dollars)
3ème Yaya Touré (80 millions de dollars)
4ème Mohamed Salah (70 millions de dollars)
5ème John Obi Mikel (45 millions de dollars)
6ème Emmanuel Adebayor (45 millions de dollars)
7ème Kolo Touré (40 millions de dollars)
8ème Michel Esseien (32 millions de dollars)
9ème Sadio Mané (30 millions de dollars)
10ème Pierre Emerick (30 millions de dollars)

🟣Mba maniry moa zany izahay eto amin'ny pejy ny hisian'ny mpilalao Malagasy ho tafiditra amin'itony 😊.

21/12/2021

Address

Lot ITH 10Bis Amboatavo Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261334901870

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CHEZ NOUS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CHEZ NOUS:

Share