J&M products

J&M products J&M products vous offre un large choix de produits authentiques pour cheveux, vêtements,etc…

22/02/2026
Salama daholo ooo 😊🎉🎊 Elaela tsy hita dia indro ary izahay mitondra zava-baovao manitra sy manja be hoanareo e. Hauts St...
05/05/2023

Salama daholo ooo 😊🎉🎊

Elaela tsy hita dia indro ary izahay mitondra zava-baovao manitra sy manja be hoanareo e.
Hauts Stylés tsara be izy ireto. 👚👕💣

Raha misy mahaliana dia aza misalasala mandefa mp na miantso ireto numéros ireto:
_Orange 0329894888
_Telma 0342439848

Mbola hoavy tsy hoela ihany koa ny Produits pour Cheveux Lisses ou pour cheveux texturés ka aza miala lavitra ary e.

Mirary soa indrindra ❤❤

J&M products dia faly miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratr'izao andro iraisam-pirenena hoan'ny Zoan'ny Vehivavy izao....
08/03/2023

J&M products dia faly miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratr'izao andro iraisam-pirenena hoan'ny Zoan'ny Vehivavy izao. Anio izahay ato @ ity pejy ity dia te hampatsiahy fa ny Vehivavy dia tsy tokony hanadino fa sarobidy ary manan-danja be indrindra eo amin'ny fiainana izy. Kanefa aza adino ihany koa ny mametraka antsika amin'izay toerana izay fa aza avela simbain'iza na iza na inona na inona izay fahamasinan-tsika izay. Dia indrindra indrindra, mahaiza sy sahia ary mazotoa mikarakara, ny tenantsika voalohany indrindra dia manaraka sy mamiratra ny manodidina avy eo.

Izahay dia anisany eo indrindra hoan'izay fikarakaràna ny bika aman'endrika izay tsara tarehy ananan'ise izay. 👸🎊🎉
Ka aza miala lavitra ary aza adino hatrany ny mijerijery izay entana mbola ao ambany ao an. Maro ny mbola dispo amin'izay ireo 😊 Efa tsy hoela dia hoavy ny manaraka 💅👠🥾👡👗....

Dia Samia Sambatra avokoa ary e. 💖

Salama daholo oo🥰🥰Tsara ho fantatsika fa arakarakin’ny fahaizantsika misafidy ny produits ampiasaintsika amin’ny volonts...
17/02/2023

Salama daholo oo🥰🥰
Tsara ho fantatsika fa arakarakin’ny fahaizantsika misafidy ny produits ampiasaintsika amin’ny volontsika no anisan’ny mahasalama, mahalava,mahatsara sy mampivoaka ny volontsika natoraly.
Torohevitra vitsivitsy nefa manan-daja tokoa raha toa ianao ka nanao Retour au Naturel :
🔴Fialanao tanteraka amin’ireo appareils chauffants raha toa ka nampiasa izany ianao( fer à lisser, brushing,…)
🔴Mazoto manapaka ireo volo mitsoitsoy raha toa ka tsy mahafoy manao big shop na small chop
🔴fampiasana ireo produits clean dia manampy be dia be, na koa hoe produit tsy misy akora chimique🍃 (tsy misy SILICONE- PARABEN- SULFATE-HUILE MINERALE Sns…
🔴fahaizana ny soins mifanaraka amin’ny karazambolonao( plutôt proteinés ve sa soins hydratant)

Ireo ary aloha ny conseils vitsivitsy ntsika androany🥰

Raha toa ka misy fanontaniana, fanampiana mahakasika ny produits dia afaka mandefa MP
Ato aminay dia afaka hanjifanao izany produits clean izany😊, afaka mijerijery ao dia mandefa mp na miantso raha toa ka misy mahaliana e😍

Laharana: 034.24.398.48/ 032.89.127.02

Salama daholo ooo🥰🥰Elaela tsy henoheno sy tsy nahazo vaovao isika e😊Tonga hizara vaovao aminareo indray ary izahay andro...
13/02/2023

Salama daholo ooo🥰🥰
Elaela tsy henoheno sy tsy nahazo vaovao isika e😊
Tonga hizara vaovao aminareo indray ary izahay androany e, produit pour cheveux texturé no vaovao-ntsika ato.
-Shea Moisture 100% daily hydratation shampoo & conditionner
-Raw shea butter :conditionner
-Cantu new look: conditioner & gel flexible
-Fructis Ultimate blends shampoo &masque : misy isan-karazany fa afaka jerentsika amin’ny sary
-Masque Shea Moisture Jamaïcain Black Castor Oil (JBCO)

💎 Aza misalasala ary miditra mp na koa miantso anay rah toa ka misy mahaliana. Dia aza adino mi-partage sy mi j’aime ny pagentsika annnh💎

Laharana:
-034.24.398.48

♡GARNIER ULTIMATE BLENDS HAIR FOOD MASQUE CAPILLAIRE 3 EN 1, 390 ml,  à 50.000ar ♡♡GARNIER ULTIMATE BLENDS HAIR FOOD SHA...
03/01/2023

♡GARNIER ULTIMATE BLENDS HAIR FOOD MASQUE CAPILLAIRE 3 EN 1, 390 ml, à 50.000ar ♡

♡GARNIER ULTIMATE BLENDS HAIR FOOD SHAMPOO, 350 ml à 45.000 ar♡

*Convient aux types de cheveux crépus et abîmés:
🥥COCONUT & MACADAMIA MASQUE
🥥COCOA BUTTER & JOJOBA OIL SHAMPOO.

*Pour cheveux abîmés et secs:
🧡 PAPAYE & AMLA MASQUE.
🧡PAPAYE & COCONUT SHAMPOO.
🍌BANANA &COCONUT SHAMPOO.

*Pour Cheveux Fins:
🍉WATERMELON & POMEGRANATE SHAMPOO

*Pour tous types de cheveux ou cheveux normal:
✅ALOE VERA & COCONUT MASQUE.

P.S:
Comme toujours, sans silicones ni colorants synthétiques .
Ce sont des photos réels from our Garden 😉😘
Tous les articles sont disponibles de suite

Pour plus d'informations, veuillez appeler les numéros:
_Orange 0329894888
_Telma 0342439848

♡Ou bien venez en mp♡

Partage-o hatrany ary dia mirary soa o. 😊

03/01/2023

🎆 J&M products vous souhaite une bonne et heureuse année 2023.🎆

Dia aza adino fa efa maro indray ny vokatra tonga ao an.

♡Stay tuned♡

💥Sandales à talons Fluffy Strappy Baby de ouffff 💥👡 de SheIn👡Couleur Abricot 👡p. EU 38 👡Prix: 120.000 ar Pour plus d'inf...
12/12/2022

💥Sandales à talons Fluffy Strappy Baby de ouffff 💥

👡 de SheIn
👡Couleur Abricot
👡p. EU 38
👡Prix: 120.000 ar

Pour plus d'informations, veuillez appeler les numéros:
_Orange 0329894888
_Telma 0342439848

Ou bien venez en mp 🥳

♡Limités be mintsy ny entantsika a. Miavaka sy tsara fa aza variana akia a. Tonga dia vidio♡
Mirary soa hatrany dia aza adino ny manao j'aime sy mi-partage ny page-ntsika an. Aza miala lavitra o 💗

💎 Eyeshadow Palettes/ Palettes de maquillage de SHEgLAM💎👁 The Centuries Palette👁 The Afterglow Palette 💎Prix: 50.000 arP...
12/12/2022

💎 Eyeshadow Palettes/ Palettes de maquillage de SHEgLAM💎

👁 The Centuries Palette
👁 The Afterglow Palette

💎Prix: 50.000 ar

Pour plus d'informations, veuillez appeler les numéros:
_Orange 0329894888
_Telma 0342439848

Ou bien venez en mp 🥳

💎Mirary soa hatrany dia aza adino ny manao j'aime sy mi-partage ny page-ntsika an. Aza miala lavitra o 💎

💄Rouges à lèvres liquides/ allures mats de SHEGLAM💄👄Matte Allure Lipstick- CARNIVAL à 40.000 ar👄Matte Allure Liquid Lips...
11/12/2022

💄Rouges à lèvres liquides/ allures mats de SHEGLAM💄

👄Matte Allure Lipstick- CARNIVAL à 40.000 ar
👄Matte Allure Liquid Lipsticks- NAKED BRUNCH&BOUGIE à 45.000 ar

Pour plus d'informations, veuillez appeler les numéros:
_Orange 0329894888
_Telma 0342439848

Ou bien venez en mp 🥳

💄 Tsy lany hamanjàna aki a, jejojejo hatrany e. Aza tara Fa vitsivitsy ny entana akia neny a💄
Mirary soa hatrany dia aza adino ny manao j'aime sy mi-partage ny page-ntsika an. Aza miala lavitra o 💗

Address

Ambohibahiny, Ankaraobato
Antananarivo
102

Opening Hours

07:00 - 17:00

Telephone

+261342439848

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J&M products posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category