Chic et mignon

Chic et mignon Mode

Joyeux noël
25/12/2025

Joyeux noël

Efa akaiky ny fety ooh! tongava daholo manjifa ankajo ato aminay  vita malagasy.🎉🥰🥳📢 Misy fihenam-bidy be mintsy izay 5 ...
21/12/2025

Efa akaiky ny fety ooh! tongava daholo manjifa ankajo ato aminay vita malagasy.🎉🥰🥳

📢 Misy fihenam-bidy be mintsy izay 5 mividy voalohany👌👍🎁

📢 Modèle unique ireo an!💖

‼️Ho avy ndray zao ny fety maro isan-karazany.‼️A partir de 30000ar an! promo kely
04/11/2025

‼️Ho avy ndray zao ny fety maro isan-karazany.‼️

A partir de 30000ar an! promo kely

23/10/2025
Cliente satisfaite.💞👏
02/06/2025

Cliente satisfaite.💞👏

Tonga indray ilay nandrasanareo koa araho tsara ary💮👀✨👉 Ho an 'izay manana harena kely manomboka 1 an à 18mois ihany alo...
30/03/2025

Tonga indray ilay nandrasanareo koa araho tsara ary💮👀✨
👉 Ho an 'izay manana harena kely manomboka 1 an à 18mois ihany aloha no omentsika prix promo .
👉Koa alefaso haingana ao amin'ny hafatra miafina ary ny komandinareo .💐💕

📢 Ankanjo kely mafatifaty ho an ' ny ankizy 🧑🎩📌Efa misoratra ao amin' ny sary tsirairay avy ny taona tonga dia misy .🔥Vi...
22/02/2025

📢 Ankanjo kely mafatifaty ho an ' ny ankizy 🧑🎩

📌Efa misoratra ao amin' ny sary tsirairay avy ny taona tonga dia misy .

🔥Vidiny mirary sy kalitao tsara hatrany no atolotray ho anareo mpanjifa.

📩Afaka miantso na mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.

📢📢📢❌️❌️Tonga indray ny ensemble mora ❌️❌️📢📢📢🪡 1an à 10ans izay manao jp voalohany mahazo voalohany ao am mp🤩🎊
20/01/2025

📢📢📢❌️❌️Tonga indray ny ensemble mora ❌️❌️📢📢📢

🪡 1an à 10ans izay manao jp voalohany mahazo voalohany ao am mp🤩🎊

" BONNE ANNÉE "ho antsika rehetra 🎉🎊🪄Ndao Asiana prix mora 🥰🤩😲indray mandritra ity vola Janoary ity.
11/01/2025

" BONNE ANNÉE "ho antsika rehetra 🎉🎊
🪄Ndao Asiana prix mora 🥰🤩😲indray mandritra ity vola Janoary ity.

Ireto misy ensemble vitsivitsy sisa🎊🎉✨️🎄
26/12/2024

Ireto misy ensemble vitsivitsy sisa🎊🎉✨️🎄

Ireto indray alo no misy ato ooo!🎄🎊🎉✨️🪄Aza tara fa efa vitsivitsy izy ato.
14/12/2024

Ireto indray alo no misy ato ooo!🎄🎊🎉✨️
🪄Aza tara fa efa vitsivitsy izy ato.

Address

Mandroseza
Antananarivo
101

Telephone

+261340450227

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chic et mignon posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chic et mignon:

Share