M.M Motors

M.M Motors vente scooter bonne occasion
☎️ 034 03 270 74 ☎️
Antananarivo
Mandefa amin'ny faritra rehetra Madagascar
Afaka mandray commande Raha misy mety aminao 👌

🔥💥 ARRIVAGE BONNE OCCASION — SCOOTER KYMCO MANY 💥🔥👀 Jereo tsara sary — tsy ho adinoino ianao!🛵 KYMCO MANY — RÉCENT SE22B...
06/06/2026

🔥💥 ARRIVAGE BONNE OCCASION — SCOOTER KYMCO MANY 💥🔥
👀 Jereo tsara sary — tsy ho adinoino ianao!
🛵 KYMCO MANY — RÉCENT SE22BJ
📋 BL misoratra — maka mivantana, tsy misy olana!
✅ ÉQUIPEMENT COMPLET — TOUT EST LÀ :
🔲 Carénage mirafitra tsara + sigle M complet
🔵 Jante RPM bonne occasion — tsisy défaut
🛠️ Blao kit complet POSH — bonne occa daholo
⚙️ Axe kit
🧠 Sarona cerveau NCY bonne occasion
🔩 Cache pal kit
⛽ Anneaux réservoir kit
🔑 Anneaux laclet kit
💨 Échappement kit
🔄 Carter récent
🚨 Clignotant kit KOSO avec détresse
🌀 Amortisseur kit
🪑 Pose dos d'origine
🛞 Pneu kely d'origine — mety pompina
⚠️ NB : Porte-plaque sy plaque tsy miaraka aminy
📸 JEREO TSARA SARY — Hita mivaingana ny kalitao !
💬 Lasa haingana izy io — voalohany tonga voalohany handresy !
📩 MP avy hatrany na antso/WhatsApp :
☎️ 034 03 270 74 ☎️
📍 Antananarivo — Mandefa faritra rehetra Madagascar
🔁 Partagez à vos amis cherchant un scooter ! 🙏

16/05/2026

🔥 OPPORTUNITÉ À SAISIR IZAO! 🔥TSARA ANIE HOY AHO ITY ROSE KELY ITY EE😍
✨ Scooter tsara, prix mora be! ✨
🛵 PGO JBUBU J1 – 125cc
💎 Bonne occasion tena voakarakara tsara
✔️ B.L + Facture (misoratra ara-dalàna)
✔️ Clé d’origine 🔑
✔️ Loko rose nacré vaovao, tena manintona 💖
✔️ Moteur milamina tsara (tsy misy bruit) 🔇
✔️ Pneus avant/arrière mbola tsara 👍
💰 PRIX TENA MIRARY – mbola azo ifampiresahana!
⚠️ Misy kely hojerena (devoir) fa ampifanarahana amin’ny vidiny 👍
💬 Tsy mandoa vola ny manontany!
👉 Aza miandry ela fa mety lasan’olona haingana io 😏
📩 MP dieny izao
📞 034 03 270 74

🔥 OPPORTUNITÉ À SAISIR IZAO! 🔥✨ Scooter tsara, prix mora be! ✨🛵 PGO JBUBU J1 – 125cc💎 Bonne occasion tena voakarakara ts...
14/05/2026

🔥 OPPORTUNITÉ À SAISIR IZAO! 🔥
✨ Scooter tsara, prix mora be! ✨
🛵 PGO JBUBU J1 – 125cc
💎 Bonne occasion tena voakarakara tsara
✔️ B.L + Facture (misoratra ara-dalàna)
✔️ Clé d’origine 🔑
✔️ Loko rose nacré vaovao, tena manintona 💖
✔️ Moteur milamina tsara (tsy misy bruit) 🔇
✔️ Pneus avant/arrière mbola tsara 👍
💰 PRIX TENA MIRARY – mbola azo ifampiresahana!
⚠️ Misy kely hojerena (devoir) fa ampifanarahana amin’ny vidiny 👍
💬 Tsy mandoa vola ny manontany!
👉 Aza miandry ela fa mety lasan’olona haingana io 😏
📩 MP dieny izao
📞 034 03 270 74

🚨🚨ARRIVAGE ARRIVAGE 🚨🚨NATAO HO ANAO MIHINTSY KOSA IZY ITY E📢KYMCO MANY 110CC bonne occasion B.L misoratra aminao maka az...
01/04/2026

🚨🚨ARRIVAGE ARRIVAGE 🚨🚨

NATAO HO ANAO MIHINTSY KOSA IZY ITY E📢

KYMCO MANY 110CC bonne occasion
B.L misoratra aminao maka azy ✅
Carrenage mirafitra tsara
Loko d'origine avy tsy nisy nokitiana
Pneu avant arrière tena tsara be
Moteur 00 bruit
N.B : rétroviseurs tsotra no eo
Devoir lacle fa amboaritsika ny vidiny 🙏

Miditra MP mivantana na miantso ☎️ 034 03 270 74 ☎️ ( WhatsApp )

Tsy mandoha vola ny manontany ne oa 🔥👌
fans

Efa ho avy ny arrivage tsika anh🙏👌Fa mandra-piandry an'izay dia ireto misy zavatra tsara Kely Ireto😝APETAKA AMIN'NY MOTO...
25/03/2026

Efa ho avy ny arrivage tsika anh🙏👌
Fa mandra-piandry an'izay dia ireto misy zavatra tsara Kely Ireto😝
APETAKA AMIN'NY MOTO NA AUTOMOBILE
Iza le mitady poopety 💃
Kely miovitrovitra atao haingona moto
Sady mora aperaka no tsy mora miala 🥰🔥
20.000 ar pieces

Tsara tso drano arahana vavaka🙏🙏🙇💦💦Payeny ho an'ny zanany hono👌Alefa mora2 eo😉🙏Mbola mañana many foana isika aza misala2...
12/02/2026

Tsara tso drano arahana vavaka🙏🙏🙇💦💦
Payeny ho an'ny zanany hono👌
Alefa mora2 eo😉🙏
Mbola mañana many foana isika aza misala2 miantso na miditra hafatra miafina🙏👌
☎️ 034 03 270 74 ☎️

✨🛵 KYMCO MANY SE22 – Bonne Occasion, vonona hiainga! 🛵✨Mainty Kely tena tsara , madio, ary tena voakarakara 🔥👉SE22  110c...
09/02/2026

✨🛵 KYMCO MANY SE22 – Bonne Occasion, vonona hiainga! 🛵✨

Mainty Kely tena tsara , madio, ary tena voakarakara 🔥
👉SE22 110cc (afaka déclaré 49cc)
👉 Tsy mila permis raha tsy manana ianao ✔️

✅ Moto tena tsara be – moteur milamina, matanjaka
🎨 Carénage & loko tsara be –
🛞 Pneu avant & arrière maranitra be – azo ianteherana
📝 MIsoratra aminao ara-dalàna – ianao no mitondra azy voalohany
N.B : Rétroviseurs tsy eo intsony

💰 Vidiny mirary – mifanaraka amin’ny qualité
📍 Toerana : Ambatomaro FJKM

📞 MP na antsoy : ☎️ 034 03 270 74 (WhatsApp)
💬 Tsy mandoa vola ny manontany – tongava dia jereo 👌

🔥 Haingana fa tsy miandry ela! 🔥

Tsara tso drano bé 🙏🙏🙏Tonga dia aza alefa tsony hono fa anazy io 👌👌Efa oe tsara ny etana no prix anie mirary🤗🫣🤗👌🙏       ...
06/02/2026

Tsara tso drano bé 🙏🙏🙏
Tonga dia aza alefa tsony hono fa anazy io 👌👌
Efa oe tsara ny etana no prix anie mirary🤗🫣🤗👌🙏

✨🔥 ARRIVAGE BONNE OCCASION – SCOOTER CLASSE & PROPRE 🔥✨🤍 KYMCO MANY – BEAUTIFUL IN WHITE 😋🫣🤍🚀 110cc déclaré 49cc ➝ TSY M...
06/02/2026

✨🔥 ARRIVAGE BONNE OCCASION – SCOOTER CLASSE & PROPRE 🔥✨
🤍 KYMCO MANY – BEAUTIFUL IN WHITE 😋🫣🤍
🚀 110cc déclaré 49cc ➝ TSY MILA PERMIS
👉 Mitsitsy kely ⛽ | Mora ampiasaina ✔️ | Stylé 😎
✅ Carénage tsara bé – couleur d’origine ✨
✅ Pneu avant & arrière mbola maranitra 🛞
✅ Batterie vaovao 🔋
✅ Rétroviseur vaovao 🪞
✅ Tableau mazava tsara 💡
✅ Avec tapis ✔️
✅ Tsy misy tantaraina – prêt à rouler 🚦
💰 Prix mirary dia mirary 💯
📍 Parfait ho an’ny: travail • école • déplacement quotidien
🔥 STOCK LIMITÉ – VOALOHANY MAHITA NO MAHAZO 🔥 tsy mandoha vola ny manontany
📲 Contact : 034 03 270 74
💬 Antsoy na WhatsApp ➝ valiana haingana ⚡
💎 Scooter propre, fiable, ary manintona – aza adino 💎

✨🔥 ARRIVAGE BONNE OCCASION – SCOOTER PREMIUM 🔥✨🖤 BLACK IS BEAUTIFUL 🖤🚀 KYMCO MANNY 110cc (déclaré 49cc ➝ tsy mila permis...
06/02/2026

✨🔥 ARRIVAGE BONNE OCCASION – SCOOTER PREMIUM 🔥✨
🖤 BLACK IS BEAUTIFUL 🖤
🚀 KYMCO MANNY 110cc (déclaré 49cc ➝ tsy mila permis)
👉 Fashion Leaders – Stylé & Classe
💯
✅ Couleur d’origine ✨
✅ Carénage mirafitra tsara 💪
✅ Pneu avant & arrière mbola maranitra 🛞
✅ Avec repose dos d’origine (capitonage sisa apetaka) 🎯
✅ Papier B.L + Facture ➝ misoratra aminao 📄✔️
⚠️ NB : Rétroviseur efa lafo (misy hafa)

📍 Parfait ho an’ny: travail • livraison • déplacement quotidien 🏙️
☎️Contact : 034 03 270 74 (WhatsApp)
💬 Manorata izao ➝ valiana haingana ⚡
Tsy mandoha vola manontany👌

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261340327074

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M.M Motors posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share