29/08/2026
🔥💦 GOURDE TENA TIAN’NY MPANJIFA! 💦🔥
😍 Efa maro ny olona nisafidy an’ity gourde ity, dia tsy kisendrasendra izany! ❤️
Ny antony? Tsara kalitao, mafy, mateza ilay izy 💎✨
💪 Natao ho an’ny fampiasana isan’andro, Sady afaka entina any an-tsekoly, any am-piasana, na amin'izay toerana rehetra misy anao 👌
✨ Finition tsara sy madio
🎨 Sary mazava
💎 Kalitao tena top
💪 Mafy sy mateza tsara
❤️ Efa maro no afa-po tamin’ity modèle ity, ary mety ho ianao indray no mpanjifa manaraka! 😍
👉 Aza mijery fotsiny fa andramo aloha 🤣
Sady efa hifarana ilay prix promo 28.000Ar fa aza tara 😉
📩 Aleo dien'izao ny commandenao sao tara an!
Manao livraison ihany koa izahay 🚚