Kinga Shopping

Kinga Shopping Vente de divers Articles
En gros et en détails

Tsy aiko aloha nareo fa izaho tena mandihy mintsy rehefa mahazo zavatra vaovao 😂🫣Ary ianao, inona ny zavatra tena mahafa...
20/06/2025

Tsy aiko aloha nareo fa izaho tena mandihy mintsy rehefa mahazo zavatra vaovao 😂🫣

Ary ianao, inona ny zavatra tena mahafaly anao indrindra ny mividy azy 😊?

Raha mahazo 40 000 Ar gratuitement ianao dia inona no mba hampiasanao azy? 😉 Ny ahy hividianako fanampina bidon fa tapak...
20/06/2025

Raha mahazo 40 000 Ar gratuitement ianao dia inona no mba hampiasanao azy? 😉

Ny ahy hividianako fanampina bidon fa tapaka foana ny ranonay nefa tsy vitako ilay tsy misasa 😩🤪 mba marina eeeeeee 🫣

Fa tena omena ilay 40 000Ar anie ☺️🎁 Raha ianao no mahazo io vola io dia ataonao inona ?

Omentsika an’izay commentaire mahafinaritra indrindra ato ⬇️

Misy dingana tsy maintsy arahina nefa ireo an, fa tena tsotra kely kosa aloha e ☺️ Ataontsika amin’ny alatsinainy mandritra ny live ny fisarihana🕞

Alefa ary e !

🔥NEW PRODUCTS 🔥"Le combo parfait pour votre cuisine! Des couteaux ultra tranchants  + une machine à café élégante = un d...
06/05/2025

🔥NEW PRODUCTS 🔥
"Le combo parfait pour votre cuisine! Des couteaux ultra tranchants + une machine à café élégante = un duo gagnant à ne pas manquer!"

🔲Détails sous chaque photo

Bonne journée daholo 😊
03/05/2025

Bonne journée daholo 😊

Dia tena hoe izao mintsy 🫣😅👉Identifieo ilay namanao mpijery live alina be iny mba ho hitany hoe tena sarotra anie vao ma...
02/05/2025

Dia tena hoe izao mintsy 🫣😅

👉Identifieo ilay namanao mpijery live alina be iny mba ho hitany hoe tena sarotra anie vao mahavita an'ireny isan andro e!🥴

Tena hoe mifamadika mintsy ny andro sy ny alina😂

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 15:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261322706224

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kinga Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kinga Shopping:

Share